Marie Curie: Fahasamihafan'ny versiona

k
tsy misy ambangovangom-panovana
kAucun résumé des modifications
kAucun résumé des modifications
{{infobox olona
|sary = Marie Curie (Nobel-Chem).jpg
|anarana = Marie Curie
|teraka = [[7 Novambra]] [[1867]]
|maty = [[4 Jolay]] [[1934]]
|firenena = [[Polonia]], [[Frantsa]]
|mpiaraka =
|asa=
 
* [[mpahay fizika]]
* [[simia]]
|taona niasàna=
}}
[[Sary:Marie Curie c1920.png|Marie Curie tamin'ny 1920 tany ho any|200px|right|thumb]]
 
I '''Marie Curie''' teraka tamin'ny anarana '''Maria''' Salomea '''Skłodowska''' herp '''Dołęga''' ny [[7 Novambra]] 1867 tany [[Varsôvia]], [[Polonia]] ankehitriny ary maty ny [[4 Jolay]] 1934 tao amin'ny sanatôriôman'i [[Sancellemoz]] tao [[Massy]], [[Haute-Savoie]], [[Frantsa]], dia mpanao [[fizika]] ary mpanao [[simia]] poloney, izay nivadika ho frantsay. [[Loka Nobel]] ao 1903 ary 1911.
 
== Ny fiainany manokana ==
[[Sary:Warszawa, ul. Freta 16 20170516 002.jpg|200px|right|thumb|[[Polonia]], [[Varsôvia]].]]
[[Sary:FRA-500f-anv.jpg|200px|right|thumb|500f. Marie ary [[Pierre Curie]].]]
I Władysław Skłodowski no rainy. Ny vadiny [[Pierre Curie]] dia nahazon'ny ila tapan'ny [[loka Nobel ny fizika]] tamin'ny 1903 (nomena an'i [[Henri Becquerel]] ny ila tapany iray) mikasika ny asa fikarohany mikasika ny tana. Tamin'ny 1911, nahazo ny [[loka Nobel ny simia]] izy vokatry ny asa nataony mikasika ny [[radiôma]] ary ny [[pôlôniôma]]. <br/> Ny zanany dia [[Irène Joliot-Curie]] ary Ève Curie.
 
 
== Jereo koa ==
* [[Loka Nobel an'ny fizika]]
* [[Loka Nobel an'ny simia]]
{{Commonscat}}
{{Wikiquote}}
 
===Rohy ivelany===
Ny vadiny [[Pierre Curie]] dia nahazon'ny ila tapan'ny [[loka Nobel ny fizika]] tamin'ny 1903 (nomena an'i [[Henri Becquerel]] ny ila tapany iray) mikasika ny asa fikarohany mikasika ny tana. Tamin'ny 1911, nahazo ny [[loka Nobel ny simia]] izy vokatry ny asa nataony mikasika ny [[radiôma]] ary ny [[pôlôniôma]].
* {{en}} [http://cordis.europa.eu/fp7/mariecurieactions/home_en.html European Marie Curie Fellowships]
* {{en}} [https://www.nobelprize.org/physics/articles/curie/index.html Marie and Pierre Curie and the Discovery of Polonium and Radium] Chronology from nobelprize.org
* {{en}} [http://alsos.wlu.edu/qsearch.aspx?browse=people/Curie,+Marie Annotated bibliography of Marie Curie from the Alsos Digital Library]
 
{{vangovango}}
[[sokajy:Mpahay fizika]]
[[sokajy:Simia]]
[[sokajy:Loka Nobel]]
[[sokajy:Lahatsoratra 1000 tokony ananan'ny Wikipedia rehetra‎]]
[[Sokajy:Mpahay siansa frantsay]]
[[Sokajy:Mpahay siansa poloney]]
[[Sokajy:Varsôvia]]
[[sokajy:Teraka tamin'ny taona 1867]]
[[sokajy:Maty tamin'ny taona 1934]]
527

modifications