Marie Curie: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Marie Curie c1920.png|Marie Curie tamin'ny 1920 tany ho any|200px|right|thumb]]
 
I '''Marie Curie''' teraka tamin'ny anarana '''Maria''' Salomea '''Skłodowska''' herp '''Dołęga''' ny [[7 Novambra]] 1867 tany Varsovia[[Varsôvia]], [[Polonia]] ankehitriny ary maty ny [[4 Jolay]] 1934 tao amin'ny sanatôriôman'i [[Sancellemoz]] tao [[Massy]], [[Haute-Savoie]], [[Frantsa]], dia mpanao [[fizika]] ary mpanao [[simia]] poloney, izay nivadika ho frantsay.
 
Ny vadiny [[Pierre Curie]] dia nahazon'ny ila tapan'ny [[loka Nobel ny fizika]] tamin'ny 1903 (nomena an'i [[Henri Becquerel]] ny ila tapany iray) mikasika ny asa fikarohany mikasika ny tana. Tamin'ny 1911, nahazo ny [[loka Nobel ny simia]] izy vokatry ny asa nataony mikasika ny [[radiôma]] ary ny [[pôlôniôma]].
Andalana faha-8:
 
[[sokajy:Biôgrafia]]
[[sokajy:Fizika]]
[[sokajy:Simia]]
[[sokajy:Lahatsoratra 1000 tokony ananan'ny Wikipedia rehetra‎]]
[[Sokajy:Mpahay siansa poloney]]
[[Sokajy:Varsôvia]]