Eva: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy vaovao momba ny Baiboly
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanisy mpanoritra anarana eo amin'ny sary
Andalana faha-1:
[[Sary:Adam, Eve and Abel by Carl Johan Bonnesen (1868-1933).jpg|vignette|''I Adam sy i Eva ary i Abela'', nataon'i Carl Johan Bonnesen (1868-1933)]]
I '''Eva''', araka ny [[Baiboly|Baiboly,]] dia ilay vehivavy voalohany noforonin'Andriamanitra teto ambonin'ny tany. Ny vadiny dia i [[Adama]], ilay lehilahy noforonin'Andriamanitra voalohany indrindra. Izy mivady no nitaranaka ny [[olombelona]] rehetra. Noforonina tamin'ny alalan'ny fotaka i Adama fa i Eva kosa tamin'ny taolan-tehezan'i Adama. Ny fahotan'izy mivady no niteraka ny fahasahiranana sy ny fahafatesan'ny olombelona.