Mikaela (arkanjely): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitsy sy nanova fehezanteny - namindra fehintsoratra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanitsy tsipelina sy fehezanteny
Andalana faha-12:
I Mikaela no lohan’ireo anjely araka ny [[Bokin'i Daniela|Bokin’i Daniela]] sady anjely mpiambina an’i Israely (Dan. 10.13-21). Andriamanitra sy i Gabriela dia manambara amin’i Daniela (Dan. 12.1) fahitana ny amin’ny andro farany izay ahitana ny anjely Mikaela mitsangana mba hampitsangana ny maty sasany ho amin’ny fiainana ([[paradisa]]) ary ny hafa ho amin’ny fahafatesana amin’ny fotoana tsy voafetra.
 
=== Araka ny lovantsofina nysy ny fivoasana sasany ===
Ireo Eseniana dia mihevitra an’i Mikaela ho mpisoron-dehibe any an-danitra. Ao amin’ny Talmud, ny fifandraisany amin’ireo [[anjely]] any an-danitra dia mitovy amin’ny fifandraisan’ny mpisoron-dehibe amin’i Israely eto an-tany.
 
Andalana faha-23:
=== Ao amin’ireo boky kanonika ===
[[Sary:Le Grand Saint Michel, by Raffaello Sanzio, from C2RMF retouched.jpg|vignette|291x291px|''I Masindahy Mikaela Lehibe'', nataon'i Raffaello Sanzio, taona 1518]]
Ao amin’ny [[Asan'ny Apostoly|Asan’ny Apostoly]] izy dia heverina ho mpanao lalàna mivantana izay niresaka amin’i [[Mosesy]] tao amin’ny tendrombohitra Sinay (Asa 7.38). Ao amin’ny Epistilin’i Joda dia voalaza fa i Mikaela miady amin’nyamin'ny [[Devoly]] i Mikaela mba hahazo ny fatin’i Mosesy (Joda 1.9).
 
IAraka an'i Paoly, ao amin’ny [[Epistily voalohany ho an'ny Tesaloniana|Epistily ho an’ny Tesaloniana]] (1Tes. 4.16) dia misy anjely tsy voatonona anarana nanambara fa i [[Jesosy|Jesoa]] dia hidina avy any an-danitra rehefa maneno ny feon’ilay arikanjely. Misy mihevitra fa i Mikaela izany anjelyarikanjely izany.
 
Ao amin’ny fahitàn’i Jaona ao amin’ny [[Apokalypsin'i Jaona|Apokalipsy]] (Apo. 12.7-9), i Mikaela sy ireo anjeliny dia nanjera an’ilay Dragona (dia i Satana izany) sady nanala azy miaraka amin’ireo anjely ratsiny avy ao an-danitra.
Andalana faha-32:
 
==== Araka ny fiangonana katolika romana ====
[[Sary:Jacopo vignali, san michele arcangelo libera le anime del purgatorio.jpg|vignette|264x264px|''Ny arikanjely Mikaela manafahamanafaka ny fanahin'ny maty avy ao amin'ny Afo fandiovana'' - nataon'i Jacopo Vignali, taonjato faha-17.]]
I Mikaela (Masindahy Misely na MasindahyMd Misely) dia manana anjara asa efatra: Izy no mpitarika ny tafik’Andriamanitra izay mandresy ny herin’ny Afobe sady anjely modely amin’ny ady ara-panahy. I MasindahyMd Misely no ilay anjelin’ny fahafatesana izay mitondra ny fanahin’ny maty mankany an-danitra. Mandanja amin’ny mizàna ny fanahin’ny olombelona koa i Md. Misely amin’ny fitsarana farany. Izy no mpiaro manokana ny Vahoaka Voafidy tao amin’ny Testamenta Taloha fa mpiaro ny Eglizy kosa izy amin’izao no mpiaro tanana maro sady mpiaro ny tafika tamin’ny [[Andro Antenantenany]]. Misy noho izany ny vavaka atao hangatahana ny fiarovan’i Md. Misely sy ny sapole amin’ny anarany.
 
==== Araka ny fiangonana katolika ortodoksa ====
Mangataka amin’i Mikaela sy amin’i Gabriela ny Ortodoksa mba hahazo fiarovana aminy. Tanàna maro any atsinananaAtsinanana no manana an’i Mikaela ho mpiaro manokana. Maro ireo hiram-pivavahana andrenesana ny anaran’i Mikaela sy ireo sarivongana maneho azy. Mpanelanelana masina koa izy ka mitondra ny vavaky ny mpino eo anatrehan’Andriamanitra.
 
==== Araka ny fiangonana protestanta ====
Araka an’i John A. Lees, izay mampahatsiahy ny voalazan’i Hengstenberg, ao amin’ny ''International Standard Bible Encyclopedia'' dia izao: “Ireo manam-pahaizana Protestanta tany amboalohandohany tany dia matetika manao an’i Mikaela ho i Kristy talohan’ny nahatongavany ho nofo, ka manohana ny heviny, tsy amin’ny fampifanilana ny “zaza” sy ny arkanjelyarikanjely ao amin’ny Apo. 12.1-17, fa kosa ao amin’ny toetra mampiavaka azy araka an’i [[Bokin'i Daniela|Daniela]].” Charles Haddon Spurgeon dia nanambara fa i Jesoa dia i Mikaela, “ilay ArkanjelyArikanjely tokana”, ary koa fa izy no Zanak’Andriamanitra. Ny arikanjely amin’i Spurgeon dia lohan’ny anjely fa tsy anjely lohany ka saika mitovy amin’ny hoe Mpitarika ny marobe na Komandin’ny marobe (Dan. 18.11)
 
Ao amin’ny Fiangonana Anglikana, ilay pretra Robert Clayton (maty tamin’ny 1758) dia nilaza fa i Mikaela dia ny Teny ary i Gabriela dia ny [[Fanahy Masina]]. Niteraka ny fiampangana sy ny fanenjeha’nyfanenjehan’ny fanjakana azy izany.
 
Ny Adventista sy ny Vavolombelon'i Jehovah amin'izao no mbola mitazona izany fiheverana an'i Mikaela ho i Jesoa izany. Ny Protestanta ankehitriny dia tsy manaiky ny fisian’ny olo-masina na zavaboary hafa mpanelanelana ny mpino amin’Andriamanitra. Roa ihany ny arkanjelyarikanjely eken’ny Protestanta, dia i Mikaela sy i Gabriela. Na i Gabriela aza, izay tsy voalaza fa arikanjely ao amin'ny Baiboly, dia heverina fa anjely tsotra ihany.
 
==== Araka ny Adventista Mitandrina ny Andro Fahafito ====
Ny [[Fiangonana Adventista mitandrina ny andro fahafito eto Madagasikara|Adventista Mitandrina ny Andro Fahafito]], izay nandova ny fiheveran'ny Protestanta tany aloha, dia mino fa i Mikaela dia anarana hafa ho an’ilay Zanaka mandrakizain’ny Ray, dia ilay Kristin’ny lanitra, sady anarana hafan’ny Tenin’Andriamanitra (Jao. 1) alohan’ny nahatongavany ho nofo ao amin’i Jesoa. Ny hoe "ArkanjelyArikanjely" (izay midika hoe "Lohan’ny Anjely", "mpitondra teny ambony") dia ny toeran’ny maha mpitarika ny Tenin’Andriamanitra, sady fisiana tsy noforonina no tsy anjely noforonina, sady ilay nahariana ny zava-drehetra. Ny anarana hoe Mikaela dia mambara ny hoe “ilay iray izay Andriamanitra” araka ny fahazoanyfahazoan'ny Adventista ny ao amin’ny [[Apokalypsin'i Jaona|Apokalipsy]] (Apo. 12.7-9). I Mikaela no nitarika ny tafika ka naharava an’i [[Jeriko]], araka ny fivoasany ny ao amin’ny [[Bokin'i Josoa|Bokin’i Josoa]] (Jos. 5.14). I [[Apostoly Paoly|Paoly]] sy i Jaona dia heveriny fa manana izany hevitra izany (1Tes. 4.13-18; Jao. 5.25-29). Na dia izany aza dia mino ny maha-Andriamanitra an’i Jesoa (na i Mikaela) ny Adventista Mitandrina ny Andro Fahafito.
 
==== Araka ny Vavolombelon’i Jehovah. ====
Ny Vavolombelon’i Jehovah dia minomanao ny hoe ''Mikaela'' ho anarana hafan’i Jesoa Kristy any an-danitra – tamin’ny fisiany talohan’ny nahaterahany sy taorian’ny nitsanganany ho velona. Milaza izy ireo fa ny mpanoritra ao amin’ny [[Epistily nosoratan'i Joda|Epistilin’i Joda]] (Joda 9) izay manondro an’i “Mikaela ilay arkanjely”, dia manao an’i Mikaela ho ilay arikanjely tokana.
 
Mihevitra koa izy ireo fa ny hoe ''Mikaela'' dia mitovy hevitra amin’ny hoe ''Kristy'', izay voaresaka ao amin’ny [[Epistily voalohany ho an'ny Tesaloniana|Tesaloniana]] (1Tes. 4.16) hoe "<small>Fa ny tenan'ny Tompo no hidina avy any an-danitra amin'ny fiantsoana sy ny feon'ny arikanjely ary ny trompetran'Andriamanitra, ka izay maty ao amin 'i Kristy no hitsangana aloha</small>" <small>(''Ny Baiboly'')</small> na hoe "<small>satria ny Tompo mihitsy amin’izay no hidina avy any an-danitra ka hanome baiko mafy amin’ny feon’arkanjely sady hihazona ny trompetran’Andriamanitra. Koa izay maty ao amin’i Kristy no hitsangana voalohany</small>" <small>(''Fandikan-tenin'ny Tontolo Vapvao'')</small>. Marihina fa tsy mitovy tanteraka ireo dikan-teny ireo.
Milaza izy ireo fa ny mpanoritra ao amin’ny [[Epistily nosoratan'i Joda|Epistilin’i Joda]] (Joda 9) izay manondro an’i “Mikaela ilay arkanjely”, dia manao an’i Mikaela ho ilay arikanjely tokana.
 
Mino izyny ireoVavolombelon'i Jehovah fa ny anjara asa ambony indrindra sahanin’i Mikaela ao amin’ny [[Bokin'i Daniela|Bokin’i Daniela]] (Dan. 12.1) sy ao amin'ny [[Apokalypsin'i Jaona|Apokalipsy]] (Apok. 12. 7; 14.15) dia mitovy amin’ny anjara asan’i Jesoa.
Mihevitra koa izy ireo fa ny hoe ''Mikaela'' dia mitovy hevitra amin’ny hoe ''Kristy'', izay voaresaka ao amin’ny [[Epistily voalohany ho an'ny Tesaloniana|Tesaloniana]] (1Tes. 4.16) hoe "<small>Fa ny tenan'ny Tompo no hidina avy any an-danitra amin'ny fiantsoana sy ny feon'ny arikanjely ary ny trompetran'Andriamanitra, ka izay maty ao amin i Kristy no hitsangana aloha</small>" <small>(''Ny Baiboly'')</small> na hoe "<small>satria ny Tompo mihitsy amin’izay no hidina avy any an-danitra ka hanome baiko mafy amin’ny feon’arkanjely sady hihazona ny trompetran’Andriamanitra. Koa izay maty ao amin’i Kristy no hitsangana voalohany</small>" <small>(''Fandikan-tenin'ny Tontolo Vapvao'')</small>.
 
Mino izy ireo fa ny anjara asa ambony indrindra sahanin’i Mikaela ao amin’ny [[Bokin'i Daniela|Bokin’i Daniela]] (Dan. 12.1) sy ao amin'ny [[Apokalypsin'i Jaona|Apokalipsy]] (Apok. 12. 7; 14.15) dia mitovy amin’ny anjara asan’i Jesoa.
 
==== Araka ny Olomasin’ny Andro Farany ====
Ny [[Fiangonan'i Jesoa Kristy ho an'ny Olomasin’ny Andro Farany|Olomasin’ny Andro Farany]] (izay atao hoe Mormona) dia mino fa i Mikaela dia tsy iza fa i [[Adama]], ilay Fahagola ao amin'ny [[Bokin'i Daniela]] (Dan.7.9), dia andriandahy, sady Rain’ny fianakaviamben’ny olombelona. Ary koa, mihevitra izy ireo fa i Mikaela dia manampy an’i Jehovah (ilay endrik’i Jesoa Kristy any an-danitra) teo amin’ny famoronana izao tontolo izao teo ambany fitarihan’Andriamanitra Ray sady nanjera an’i Satana avy any an-danitra.
 
== Ao amin'ny fivavahana silamo ==
Ligne 64 ⟶ 62 :
=== Araka ny Koràna ===
[[Sary:Muhammad ibn Muhammad Shakir Ruzmah-'i Nathani - The Archangel Michael - Walters W65946B - Full Page.jpg|vignette|''Ny Arikanjely Mikaila'', taona 1717]]
Ny anjely Mikaela (Mika’îl na Mikâla) dia hita indray mandeha ao amin’ny [[Korana|Koràna]] (Koràna 2.98) izay maneho azy eo anatrehan’ny anjely [[Gabriela (arikanjely)|Gabriela]] (Jibril na Jibrail) izay miara-mandanja aminy ireo asa vitan’ny olombelona. “Na iza na iza fahavalon’Andriamanitra sy ireo anjeliny sy ireo irany sy i Jibrily ary i Mikhail! Dia Andriamanira tenany no ho fahavalon’ny tsy mino.” (Koràna 2.98) Misy koa ireo mpino silamo izay mihevitra fa ilay nitsidika an’i Ibrahima (na [[Abrahama]]) voalaza ao amin’ny Koràna 11. 69 dia tsy iza fa ny anjely Mikhail.
 
=== Araka ny lovantsofina taty aoriana ===
AoAraka amin’nyny lovantsofina silamo taty aoriana, i Mikaela no miandraikitra ny asa famelombelomana ao amin’ny olona ny fahatsiarovana ny tantara efa lasa. Anjely tian’Andriamanitra izy nefa ireo teny enti-milaza ny toetrany sy ny asany manokana araka ny lovatsofina dia tsy tena mazava tsara. I Al-Qazwini dia milaza fa mizara hatsaram-panahy sy mitarika ny fitomboan’ireo zavaboary ho amin’ny fahatanteranafahatanterahana io anjely io. Ao amin’ny lovantsofina miozolmana sasany, i Mikaela dia mifehy ny ranon’orana, sy ny rivotra sady manome ny zavaboary manan’aina, --indrindra fa ny olombelona, na ny mino na ny tsy mino -- fahombiazana, sakafo na fahalalana. Ho an’ny sasany kosa, lehiben’ireo anjely ao amin’ny Lanitra faha-6 sady iray amin’ireo mpitondra ny sezafiandrianan’Andriamanitra i Mikaela. Ny hafa indray dia mampitovy azy amin’i Azraela (na Izrail), iray amin’ireo anjely telo izay miseho amin’ny endrika zatovo tsara tarehy nitsidika an’i [[Abrahama]] (na Ibrahim) sy i [[Lota]] (na Lût).
 
== Jereo koa: ==
* [[Gabriela (arikanjely)|Gabriela]]
* [[Rafaela (arikanjely)|Rafaela]]
* [[Arikanjely]]
* [[Anjely]]
* [[Devoly]]