Kristianisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Epìdosis (dinika | fandraisan'anjara)
k Fix category
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanitsy sy nanolo teny sasany
Andalana faha-1:
{{mandika teny}}
 
Ny '''Kristianisma''' dia finoana abrahamika ary mifototra amin'ny finoana aminan'Andriamanitra tokana, izay mifototra amin'ny soratra navelan'ny [[apostoly]] ([[Filazantsara|evanjely]] na [[filazantsara]]) mikasika ny fiainan'i Jesoan'iJesoa avy any Nazarata, na [[Jesosy|Jesoa Kristy]]. Roa arivo taona taorian'ny nahafatesany, dia miisa eo amin'ny roa miliaraarivo tapitrisa (2 000 000 000) eo ho eo ny isan'ny mpino, miparitana anaty fiangonana 33 000; ny lehibe indrindra amin'izy ireo dia ny fiangonana katôlika.
 
Ny mpamaritra anarana ''[[kristianina]]'' dia midika "an'i Kristy", na "mpanaraka ny anatrfampianaran'i Kristy". Io mpamaritra io dia nomen'ny daholobe an'ireo mpanaraka ny anatrfampianaran'i Kristy nanomboka ny taonjato voalohany.
 
Ny [[Testamenta Taloha]] – ny [[Tanakh|Baiboly hebreo]] – miaraka amin'ny [[Testamenta Vaovao]] no soratra ifotoran'ny finoana kristianina.