Fiangonana Ôrtôdôksa eto Madagasikara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nesorina ny maha manirery azy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nampanarahina fomba Wiki
Andalana faha-1:
== Tantara fohin'ny Fiangonana Ortodoksa eto Madagasikara ==
== TANTARA FOHY NY FIANGONANA ORTODOKSA ETO MADAGASIKARA ==
Efa tany amin'ny taon-jato faha-19 tany ho any no tonga teto Madagasikara ny finoana ortôdôksa. Tamin'izany anefa, mbola tsy nisy Malagasy ortôdôksa fa ireo Grika sy Bolgara ary Rosiana no mpino ortôdôksa teto. Tsara ho marihina anefa fa tsy nisy pretra tamin'izy ireo fa samy kristianina tsotra avokoa.
 
Andalana faha-26:
Amin'izao fotoana izao dia efa misy masera Malagasy iray ôrtôdôksa sy regardantes 2, samy mbola mipetraka any andafy avokoa ireo. Tsy ho ela anefa dia hanana monastera eto Madagasikara (Mantasoa) ireto masera ireto.
 
=== Ny asa pastôraly sy sôsialy ===
 
Raha amin'ny fanabeazana dia mandray anjara feno ny fiangonana ôrtôdôksa eto Madagasikara. Manana sekoly fanabeazana fototra 9 sy sekoly fiofanana arak'asa (technique) iray any Toliara ny fiangonana. Tsiahivina koa fa manana hôpitaly iray eto Madagasikara ny fiangonana ôrtôdôksa.
Andalana faha-47:
 
== Jereo koa ==
* [[Fiangonana ao Madagasikara|Fiangonana kristiana eto Madagasikara]]
 
[[Sokajy:Fiangonana]]