Mikaela (arkanjely): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanova teny sasany sy nanitsy fehezan-teny
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitsy sy nanova fehezanteny - namindra fehintsoratra
Andalana faha-39:
 
==== Araka ny fiangonana protestanta ====
Araka an’i John A. Lees, izay mampahatsiahy ny voalazan’i Hengstenberg, ao amin’ny ''International Standard Bible Encyclopedia'' dia izao: “Ireo manam-pahaizana Protestanta tany amboalohandohany tany dia matetika manao an’i Mikaela ho i Kristy talohan’ny nahatongavany ho nofo, ka manohana ny heviny, tsy amin’ny fampifanilana ny “zaza” sy ny arkanjely ao amin’ny Apo. 12.1-17, fa kosa ao amin’ny toetra mampiavaka azy araka an’i [[Bokin'i Daniela|Daniela]].” Charles Haddon Spurgeon dia nanambara fa i Jesoa dia i Mikaela, “ilay Arkanjely tokana”, ary koa fa izy no Zanak’Andriamanitra. Ny arikanjely amin’i Spurgeon dia lohan’ny anjely fa tsy anjely lohany ka saika mitovy amin’ny hoe Mpitarika ny marobe na Komandin’ny marobe (Dan. 18.11)
Ny Protestanta dia tsy manaiky ny fisian’ny olo-masina na zavaboary hafa mpanelanelana ny mpino amin’Andriamanitra. Roa ihany ny arkanjely eken’ny Protestanta, dia i Mikaela sy i Gabriela. Na i Gabriela aza, izay tsy voalaza fa arikanjely ao amin'ny Baiboly, dia heverina fa anjely tsotra ihany.
 
Araka an’i John A. Lees, izay mampahatsiahy ny voalazan’i Hengstenberg, ao amin’ny ''International Standard Bible Encyclopedia'' dia izao: “Ireo manam-pahaizana Protestanta tany amboalohandohany tany dia matetika manao an’i Mikaela ho i Kristy talohan’ny nahatongavany ho nofo, ka manohana ny heviny, tsy amin’ny fampifanilana ny “zaza” sy ny arkanjely ao amin’ny Apo. 12.1-17, fa kosa ao amin’ny toetra mampiavaka azy araka an’i [[Bokin'i Daniela|Daniela]].” Charles Haddon Spurgeon dia nanambara fa i Jesoa dia i Mikaela, “ilay Arkanjely tokana”, ary koa fa izy no Zanak’Andriamanitra. Ny arikanjely amin’i Spurgeon dia lohan’ny anjely fa tsy anjely lohany ka saika mitovy amin’ny hoe Mpitarika ny marobe na Komandin’ny marobe (Dan. 18.11)
 
Ao amin’ny Fiangonana Anglikana, ilay pretra Robert Clayton (maty tamin’ny 1758) dia nilaza fa i Mikaela dia ny Teny ary i Gabriela dia ny [[Fanahy Masina]]. Niteraka ny fiampangana sy ny fanenjeha’ny fanjakana azy izany.
 
Ny Adventista sy ny Vavolombelon'i Jehovah amin'izao no mbola mitazona izany fiheverana an'i Mikaela ho i Jesoa izany. Ny Protestanta ankehitriny dia tsy manaiky ny fisian’ny olo-masina na zavaboary hafa mpanelanelana ny mpino amin’Andriamanitra. Roa ihany ny arkanjely eken’ny Protestanta, dia i Mikaela sy i Gabriela. Na i Gabriela aza, izay tsy voalaza fa arikanjely ao amin'ny Baiboly, dia heverina fa anjely tsotra ihany.
 
==== Araka ny Adventista Mitandrina ny Andro Fahafito ====
Ny [[Fiangonana Adventista mitandrina ny andro fahafito eto Madagasikara|Adventista Mitandrina ny Andro Fahafito]], izay nandova tamin’nyny fiheveran'ny Protestanta tany aloha, dia mino fa i Mikaela dia anarana hafa ho an’ilay Zanaka mandrakizain’ny Ray, dia ilay Kristin’ny lanitra, sady anarana hafan’ny Tenin’Andriamanitra (Jao. 1) alohan’ny nahatongavany ho nofo ao amin’i Jesoa. Ny hoe "Arkanjely" (izay midika hoe "Lohan’ny Anjely", "mpitondra teny ambony") dia ny toeran’ny maha mpitarika ny Tenin’Andriamanitra, sady fisiana tsy noforonina no tsy anjely noforonina, sady ilay nahariana ny zava-drehetra. Ny anarana hoe Mikaela dia mambara ny hoe “ilay iray izay Andriamanitra” araka ny fahazoany ny ao amin’ny [[Apokalypsin'i Jaona|Apokalipsy]] (Apo. 12.7-9). I Mikaela no nitarika ny tafika ka naharava an’i [[Jeriko]], araka ny fivoasany ny ao amin’ny [[Bokin'i Josoa|Bokin’i Josoa]] (Jos. 5.14). I [[Apostoly Paoly|Paoly]] sy i Jaona dia heveriny fa manana izany hevitra izany (1Tes. 4.13-18; Jao. 5.25-29). Na dia izany aza dia mino ny maha-Andriamanitra an’i Jesoa (na i Mikaela) ny Adventista Mitandrina ny Andro Fahafito.
 
==== Araka ny Vavolombelon’i Jehovah. ====
Andalana faha-55:
Mihevitra koa izy ireo fa ny hoe ''Mikaela'' dia mitovy hevitra amin’ny hoe ''Kristy'', izay voaresaka ao amin’ny [[Epistily voalohany ho an'ny Tesaloniana|Tesaloniana]] (1Tes. 4.16) hoe "<small>Fa ny tenan'ny Tompo no hidina avy any an-danitra amin'ny fiantsoana sy ny feon'ny arikanjely ary ny trompetran'Andriamanitra, ka izay maty ao amin i Kristy no hitsangana aloha</small>" <small>(''Ny Baiboly'')</small> na hoe "<small>satria ny Tompo mihitsy amin’izay no hidina avy any an-danitra ka hanome baiko mafy amin’ny feon’arkanjely sady hihazona ny trompetran’Andriamanitra. Koa izay maty ao amin’i Kristy no hitsangana voalohany</small>" <small>(''Fandikan-tenin'ny Tontolo Vapvao'')</small>.
 
Mino izy ireo fa ny anjara asa ambony indrindra sahanin’i Mikaela ao amin’ny [[Bokin'i Daniela|Bokin’i Daniela]] (Dan. 12.1) sy ao amin'ny [[Apokalypsin'i Jaona|Apokalipsy]] (Apok. 12. 7; 14.15) dia mitovy amin’ny anjara asa amin’iasan’i Jesoa.
 
==== Araka ny Olo-Masin’nyOlomasin’ny Andro Farany ====
Ny [[Fiangonan'i Jesoa Kristy ho an'ny Olo-Masin’nyOlomasin’ny Andro Farany|Olo-Masin’nyOlomasin’ny Andro Farany]] (izay atao hoe Mormona) dia mino fa i Mikaela dia i [[Adama]], ilay Fahagola ao amin'ny [[Bokin'i Daniela]] (Dan.7.9), dia andriandahy, sady Rain’ny fianakaviamben’ny olombelona. Ary koa, mihevitra izy ireo fa i Mikaela dia manampy an’i Jehovah (ilay endrik’i Jesoa Kristy any an-danitra) teo amin’ny famoronana izao tontolo izao teo ambany fitarihan’Andriamanitra Ray sady nanjera an’i Satana avy any an-danitra.
 
== Ao amin'ny fivavahana silamo ==