Mikaela (arkanjely): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanafohy zana-dohateny
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanova teny sasany sy nanitsy fehezan-teny
Andalana faha-33:
==== Araka ny fiangonana katolika romana ====
[[Sary:Jacopo vignali, san michele arcangelo libera le anime del purgatorio.jpg|vignette|264x264px|''Ny arikanjely Mikaela manafaha ny fanahin'ny maty avy ao amin'ny Afo fandiovana'' - nataon'i Jacopo Vignali, taonjato faha-17.]]
I Mikaela (na Masindahy Misely) dia manana anjara asa efatra: Izy no mpitarika ny tafik’Andriamanitra izay mandresy ny herin’ny Afobe sady anjely modely amin’ny ady ara-panahy. I MikaelaMasindahy Misely no ilay anjelin’ny fahafatesana izay mitondra ny fanahin’ny maty mankany an-danitra. Mandanja amin’ny mizàna ny fanahin’ny olombelona koa i MikaelaMd. Misely amin’ny fitsarana farany. Izy no mpiaro manokana ny Vahoaka Voafidy tao amin’ny Testamenta Taloha fa mpiaro ny Eglizy kosa izy amin’izao no mpiaro tanana maro sady mpiaro ny tafika tamin’ny [[Andro Antenantenany]]. Misy noho izany ny vavaka atao hangatahana ny fiarovan’i Md. Misely sy ny sapole amin’ny anarany.
 
==== Araka ny fiangonana katolika ortodoksa ====
MivavakaMangataka amin’i Mikaela sy amin’i Gabriela ny Ortodoksa mba hahazo fiarovana aminy. Tanàna maro any atsinanana no manana an’i Mikaela ho mpiaro manokana. Maro ireo hiram-pivavahana andrenesana ny anaran’i Mikaela sy ireo sarivongana maneho azy. Mpanelanelana masina koa izy ka mitondra ny vavaky ny mpino eo anatrehan’Andriamanitra.
 
==== Araka ny fiangonana protestanta ====
Ny protestantaProtestanta dia tsy manaiky ny fisian’ny mpanelanelan’ny olo-masina na zavaboary hafa mpanelanelana ny mpino amin’Andriamanitra. Roa ihany ny arkanjely eken’ny [[Protestantisma|Protestanta]], dia i Mikaela sy i Gabriela. Na i Gabriela aza, izay tsy voalaza fa arikanjely ao amin'ny Baiboly, dia heverina fa anjely tsotra ihany.
 
Araka an’i John A. Lees, izay mampahatsiahy ny voalazan’i Hengstenberg, ao amin’ny ''International Standard Bible Encyclopedia'' dia izao: “Ireo manam-pahaizana Protestanta tany amboalohandohany tany dia matetika manao an’i Mikaela ho i Kristy talohan’ny nahatongavany ho nofo, ka manohana ny heviny, tsy amin’ny fampifanilana ny “zaza” sy ny arkanjely ao amin’ny Apo. 12.1-17, fa kosa ao amin’ny toetra mampiavaka azy araka an’i [[Bokin'i Daniela|Daniela]].” Charles Haddon Spurgeon dia nanambara fa i Jesoa dia i Mikaela, “ilay Arkanjely tokana”, ary koa fa izy no Zanak’Andriamanitra. Ny arikanjely amin’i Spurgeon dia lohan’ny anjely fa tsy anjely lohany ka saika mitovy amin’ny hoe Mpitarika ny marobe na Komandin’ny marobe (Dan. 18.11)