Mikaela (arkanjely): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny finoana
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanova endri-tsoratra sy nanisy sary
Andalana faha-1:
[[Sary:Guido Reni 031.jpg|vignette|''I Mikaela manjera an'i Satana,'' nataon'i Guido Reni, taona 1536]]
I '''Mikaela''' na '''Misely''' dia isan’ireo [[anjely]] lehibe na [[arikanjely]] izay resahina ao amin’ny Baiboly hebreo (na [[Tanakh]]) sy ny [[Baiboly]] kristiana ary ny boky masina silamo dia ny [[Korana|Koràna]].
I '''Mikaela''' na '''Misely''' dia isan’ireo [[anjely]] lehibe na [[arikanjely]] - toa an'i [[Gabriela (arikanjely)|Gabriela]] sy i [[Rafaela (arikanjely)|Rafaela]] - izay resahina ao amin’ny fivavahana [[Jodaisma|jiosy]] sy [[Kristianisma|kristiana]] ary [[silamo]].
 
== Fiforonan-teny ==
Ny anarana hoe ''Mikaela'' dia avy amin’ny teny hebreo hoe ''מיכאל'' / ''Mîkhâ'êl'' izay midika hoe “iza no sahala amin’andriamanitra”. Ny hoe ''Misely'', izay anoratana sy anononana io anarana io ao amin’ny Baiboly katolika amin’ny teny malagasy, dia io anarana hebreo io ihany fa noraisina avy amin’ny fanononana frantsay (''Michel'').
 
== Ao amin’ny finoana jiosy ==
 
=== Araka ny boky kanonika ===
Resahina matetika ao amin’ny [[Testamenta Taloha]] ny anjely Mikaela. Izy no miseho rehefa miresaka amin’ny olombelona Andriamanitra sady alefany ho iraka mitondra vaovao.
 
I Mikaela no lohan’ireo anjely araka ny [[Bokin'i Daniela|Bokin’i Daniela]] sady anjely mpiambina an’i Israely (Dan. 10.13-21). Andriamanitra sy i Gabriela dia manambara amin’i Daniela (Dan. 12.1) fahitana ny amin’ny andro farany izay ahitana ny anjely Mikaela mitsangana mba hampitsangana ny maty sasany ho amin’ny fiainana (paradise[[paradisa]]) ary ny hafa ho amin’ny fahafatesana amin’ny fotoana tsy voafetra.
 
=== Araka ny lovantsofina ny ny fivoasana sasany ===
Ireo Eseniana dia mihevitra an’i Mikaela ho mpisoron-dehibe any an-danitra. Ao amin’ny Talmud, ny fifandraisany amin’ireo [[anjely]] any an-danitra dia mitovy amin’ny fifandraisan’ny mpisoron-dehibe amin’i Israely eto an-tany.
 
Araka ny lovantsofina jiosy, i Mikaela dia mpiahy an’i Israely, sady indraindray miady amin’ny andrian’ireo firenen-kafa (Dan. 10.13) ary indrindra fa amin’i anjely [[Samaela]], ilay mpiampanga an’i Israely. Ny maha mpifahavalo an’i MoikaelaMikaela sy i Samaela dia efa hatramin’ny nanjerana an’i Samaela avy any an-danitra. Notanan’i Samaela ny elatr’i Mikaela mba hisintomany azy ho latsaka koa any ambany nefa novonjen’Andriamanitra i Mikaela. Hoy i Mikaela tamin’i Satana rehefa niady ny fatin’i Mosesy hoe: “Ho tsinîn’Andriamanitra anie ianao”
 
Io finoana an’i Mikaela ho mpiaro ny [[Jiosy]] io dia nanjary zava-dehibe ka na dia tsy nankasitrahin’ireo raby ny fanaovana ny anjely ho mpanelanelana an’Andriamanitra sy ny olony - dia lasa nanana anjara toerana manokana teo amin’ny litorjiafanompoam-pivavahana jiosy i Mikaela.
 
== Ao amin’ny finoana kristiana ==
 
=== Ao amin’ireo boky kanonika ===
[[Sary:Le Grand Saint Michel, by Raffaello Sanzio, from C2RMF retouched.jpg|vignette|291x291px|''I Masindahy Mikaela Lehibe'', nataon'i Raffaello Sanzio, taona 1518]]
Ao amin’ny [[Asan'ny Apostoly|Asan’ny Apostoly]] izy dia heverina ho mpanao lalàna mivantana izay niresaka amin’i [[Mosesy]] tao amin’ny tendrombohitra Sinay (Asa 7.38). Ao amin’ny Epistilin’i Joda dia voalaza fa i Mikaela miady amin’ny [[Devoly]] mba hahazo ny fatin’i Mosesy (Joda 1.9).
 
I Paoly, ao amin’ny [[Epistily voalohany ho an'ny Tesaloniana|Epistily ho an’ny Tesaloniana]] (1Tes. 4.16) dia misy anjely tsy voatonona anarana manambarananambara fa i [[Jesosy|Jesoa]] dia hidina avy any an-danitra rehefa maneno ny feon’ilay arikanjely. Misy mihevitra fa i Mikaela izany anjely izany.
Ao amin’ny Epistilin’i Joda dia voalaza fa i Mikaela miady amin’ny Devoly mba hahazo ny fatin’i Mosesy (Joda 1.9).
 
Ao amin’ny fahitàn’i Jaona ao amin’ny Apokalisy[[Apokalypsin'i Jaona|Apokalipsy]] (Apo. 12.7-9), i Mikaela sy ireo anjeliny dia nanjera an’ilay Dragona (dia i Satana izany) sady nanala azy miaraka amin’ireo anjely ratsiny avy ao an-danitra.
I Paoly, ao amin’ny Epistily ho an’ny Tesaloniana (1Tes. 4.16) dia misy anjely tsy voatonona anarana manambara fa i Jesoa dia hidina avy any an-danitra rehefa maneno ny feon’ilay arikanjely. Misy mihevitra fa i Mikaela izany anjely izany.
 
Ao amin’ny fahitàn’i Jaona ao amin’ny Apokalisy (Apo. 12.7-9), i Mikaela sy ireo anjeliny dia nanjera an’ilay Dragona (dia i Satana izany) sady nanala azy miaraka amin’ireo anjely ratsiny avy ao an-danitra.
 
=== Araka ny lovantsofina na ny fivoasana isan’antokom-pinoana ===
 
==== Araka ny fiangonana tandrefana sy ny Katolika romana ====
[[Sary:Jacopo vignali, san michele arcangelo libera le anime del purgatorio.jpg|vignette|264x264px|''Ny arikanjely Mikaela manafaha ny fanahin'ny maty avy ao amin'ny Afo fandiovana'' - nataon'i Jacopo Vignali, taonjato faha-17.]]
I Mikaela dia manana anjara asa efatra:
I Mikaela dia manana anjara asa efatra: Izy no mpitarika ny tafik’Andriamanitra izay mandresy ny herin’ny Afobe sady anjely modely amin’ny ady ara-panahy. I Mikaela no ilay anjelin’ny fahafatesana izay mitondra ny fanahin’ny maty mankany an-danitra. Mandanja amin’ny mizàna ny fanahin’ny olombelona koa i Mikaela amin’ny fitsarana. Izy no mpiaro manokana ny Vahoaka Voafidy tao amin’ny Testamenta Taloha fa mpiaro ny Eglizy kosa izy amin’izao no mpiaro tanana maro sady mpiaro ny tafika tamin’ny [[Andro Antenantenany]]. Misy noho izany ny vavaka atao hangatahana ny fiarovan’i Md. Misely sy ny sapole amin’ny anarany.
 
Izy no mpitarika ny tafik’Andriamanitra izay mandresy ny herin’ny Afobe sady anjely modely amin’ny ady ara-panahy.
 
I Mikaerla no ilay anjelin’ny fahafatesana izay mitondra ny fanahin’ny maty mankany an-danitra.
 
Mandanja amin’ny mizàna ny fanahin’ny olombelona koa i Mikaela amin’ny fitsarana.
 
Izy no mpiaro manokana ny Vahoaka Voafidy tao amin’ny Testamenta Taloha fa mpiaro ny Eglizy kosa izy amin’izao no mpiaro tanana maro sady mpiaro ny tafika tamin’ny Andro Antenantenany. Misy noho izany ny vavaka atao hangatahana ny fiarovan’i Md. Misely sy ny sapole amin’ny anarany.
 
==== Araka ny fiangonana tatsinanana sy ny katolika ortodoksa ====
Ligne 46 ⟶ 39 :
 
==== Araka ny fiangonana protestanta ====
Ny protestanta dia tsy manaiky ny fisian’ny mpanelanelan’ny olo-masina ny mpino amin’Andriamanitra. Roa ihany ny arkanjely eken’ny [[Protestantisma|Protestanta]], dia i Mikaela sy i Gabriela.
 
Citing Hengstenberg, John A. Lees, in International Standard Bible Encyclopedia, states: "The earlier Protestant scholars usually identified Michael with the pre-incarnate Christ, finding support for their view, not only in the juxtaposition of the 'child' and the archangel in Rev 12:1-17, but also in the attributes ascribed to him in Daniel." Charles Haddon Spurgeon stated that Jesus is Michael “the only Archangel”, and that he is God the Son, and co-equal to the Father.[52] In Spurgeon’s view, "archangel" means "head of the angels" rather than "head angel," and is a title similar to "Leader of the host." (Daniel 8:11)
 
Araka an’i John A. Lees, izay mampahatsiahy ny voalazan’i Hengstenberg, ao amin’ny ''International Standard Bible Encyclopedia'' dia izao: “Ireo manam-pahaizana Protestanta tany amboalohandohany tany dia matetika manao an’i Mikaela ho i Kristy talohan’ny nahatongavany ho nofo, ka manohana ny heviny, tsy amin’ny fampifanilana ny “zaza” sy ny arkanjely ao amin’ny Apo. 12.1-17, fa koakosa ao amin’ny toetra mampiavaka azy araka an’i [[Bokin'i Daniela|Daniela]].” Charles Haddon Spurgeon dia nanambara fa i Jesoa dia i Mikaela, “ilay Arkanjely tokana”, ary koa fa izy no Zanak’Andriamanitra. Ny arikanjely amin’i Spurgeon dia lohan’ny anjely fa tsy anjely lohany ka saika mitovy amin’ny hoe Mpitarika ny marobe na Komandin’ny marobe (Dan. 18.11)
 
Ao amin’ny Fiangonana Anglikana, ilay pretra Robert Clayton (maty tamin’ny 1758) dia nilaza fa i Mikaela dia ny Teny ary i Gabriela dia ny [[Fanahy Masina]]. Niteraka ny fiamoanganafiampangana sy ny fanenjeha’ny fanjakana azy izany.
Within Anglicanism, the controversial bishop Robert Clayton (died 1758) proposed that Michael was the Logosand Gabriel the Holy Spirit. Controversy over Clayton's views led the government to order his prosecution, but he died before his scheduled examination.
 
==== Araka ny Adventista Mitandrina ny Andro Fahafito ====
Ao amin’ny Fiangonana Anglikana, ilay pretra Robert Clayton (maty tamin’ny 1758) dia nilaza fa i Mikaela dia ny Teny ary i Gabriela dia ny Fanahy Masina. Niteraka ny fiamoangana sy ny fanenjeha’ny fanjakana azy izany.
Ny [[Fiangonana Adventista mitandrina ny andro fahafito eto Madagasikara|Adventista Mitandrina ny Andro Fahafito]], izay nandova tamin’ny Protestanta, dia mino fa i Mikaela dia anarana hafa ho an’ilay Zanaka mandrakizain’ny Ray , dia ilay Kristin’ny lanitra, sady anarana hafan’ny Tenin’Andriamanitra (Jao. 1) alohan’ny nahatongavany ho nofo ao amin’i Jesoa. Ny hoe "Arkanjely" (izay midijkamidika hoe "Lohan’ny Anjely", "mpitondra teny ambony") dia ny toeran’ny maha mpitarika ny Tenin’Andriamanitra, sady fisiana tsy noforonina nano anjalytsy anjely noforonina., sady ilay nahariana ny zava-drehetra. Ny anarana hoe Mikaela dia mambara ny hoe “ilay iray izay Andriamanitra” araka ny fahazoany ny ao amin’ny [[Apokalypsin'i Jaona|Apokalipsy]] (Apo. 12.7-9). I Mikaela no nitarika ny tafika ka naharava an’i [[Jeriko]], araka ny fivoasany ny ao avin’nyamin’ny [[Bokin'i Josoa|Bokin’i Josoa]] (Jos. 5.14). I [[Apostoly Paoly|Paoly]] sy i Jaona dia heveronyheveriny fa manana izany hevitgrahevitra izany (1Tes. 4.13-18; Jao. 5.25-29). Na dia izany aza dia mino ny maha-Andriamanitra an’i Jesoa (na i Mikaela) ny Adventista Mitandrina ny Andro Fahafito.
 
==== Araka ny Vavolombelon’IVavolombelon’i Jehovah. ====
Araka ny Adventista Mitandrina ny Andro Fahafito
Ny Vavolombelon’i Jehovah dia mino ny hoe ''Mikaela'' ho anarana hafan’i Jesoa Kristy any an-danitra – tamin’ny fisiany talohan’ny nahaterahany sy taorian’ny nitsanganany ho velona.
 
Milaza izy ireo fa ny mpanoritra ao amin’ny [[Epistily nosoratan'i Joda|Epistilin’i Joda]] (Joda 9) diaizay manondro an’i “Mikaela ilay arkanjely”, izaydia manao an’i Mikaela ho ilay arikanjely tokana.
Ny Adventista Mitandrina ny Andro Fahafito, izay nandova tamin’ny Protestanta, dia mino fa i Mikaela dia anarana hafa ho an’ilay Zanaka mandrakizain’ny Ray ,ilay Kristin’ny lanitra, sady anarana hafan’ny Tenin’Andriamanitra (Jao. 1) alohan’ny nahatongavany ho nofo ao amin’i Jesoa. Ny hoe "Arkanjely" (izay midijka hoe "Lohan’ny Anjely", "mpitondra teny ambony") dia ny toeran’ny maha mpitarika ny Tenin’Andriamanitra, sady fisiana tsy noforonina na anjaly noforonina., sady ilay nahariana ny zava-drehetra. Ny anarana hoe Mikaela dia mambara ny hoe “ilay iray izay Andriamanitra” araka ny fahazoany ny ao amin’ny Apokalipsy (Apo. 12.7-9). I Mikaela no nitarika ny tafika ka naharava an’i Jeriko, araka ny fivoasany ny ao avin’ny Bokin’i Josoa (Jos. 5.14). I Paoly sy i Jaona dia heverony fa manana izany hevitgra izany (1Tes. 4.13-18; Jao. 5.25-29). Na dia izany aza dia mino ny maha-Andriamanitra an’i Jesoa (na i Mikaela) ny Adventista Mitandrina ny Andro Fahafito.
 
Mihevitra koa izy ireo fa ny hoe ''Mikaela'' dia mitovy hevitra amin’ny hoe ''Kristy'', izay voaresaka ao amin’ny [[Epistily voalohany ho an'ny Tesaloniana|Tesaloniana]] (1Tes. 4.16) hoe "<small>Fa ny tenan'ny Tompo no hidina avy any an-danitra amin'ny fiantsoana sy ny feon'ny arikanjely ary ny trompetran'Andriamanitra, ka izay maty ao amin i Kristy no hitsangana aloha</small>" <small>(''Ny Baiboly'')</small> na hoe "<small>satria ny Tompo mihitsy amin’izay no hidina avy any an-danitra ka hanome baiko mafy amin’ny feon’arkanjely sady hihazona ny trompetran’Andriamanitra. Koa izay maty ao amin’i Kristy no hitsangana voalohany</small>" <small>(''Fandikan-tenin'ny Tontolo Vapvao'')</small>.
==== Araka ny Vavolombelon’I Jehovah. ====
Ny Vavolombelon’i Jehovah dia mino ny hoe Mikaela ho anarana hafan’i Jesoa Kristy any an-danitra – tamin’ny fisiany talohan’ny nahaterahany sy taorian’ny nitsanganany ho velona.
Milaza izy ireo fa ny mpanoritra ao amin’ny Epistilin’i Joda (Joda 9) dia manondro an’i “Mikaela ilay arkanjely”, izay manao an’i Mikaela ho ilay arikanjely tokana.
Mihevitra koa izy ireo fa ny hoe Mikaela dia mitovy hevitra amin’ny hoe Kristy, izay voaresaka ao amin’ny Tesaloniana (1Tes. 4.16) izay nidina “amim-peon’ny fibaikoana, amim’ny feon’ny arkanjely, sady miaraka mamin’ny fanenon’ny Trompetra.
 
Mino izy ireo fa ny anjara asa ambony indrindra sahanin’Isahanin’i Mikaela ao amin’ny Bokin’I[[Bokin'i Daniela|Bokin’i Daniela]] (Dan. 12.1) sy ao amin'ny fanambaràna[[Apokalypsin'i Jaona|Apokalipsy]] (Apok. 12. 7; 14.15) dia mitovy amin’ny anjara asa amin’i Jesoa.Araka ny Olo-Masin’ny Andro Farany
 
==== Araka ny Olo-Masin’ny Andro Farany ====
Ny [[Fiangonan'i Jesoa Kristy ho an'ny Olo-Masin’ny Andro Farany|Olo-Masin’ny Andro Farany]] (izay atao hoe Mormona) dia mino fa i Mikaela dia i [[Adama]], ilay Fahagola ao amin'ny [[Bokin'i Daniela]] (Dan.7.9), dia andriandahy, sady Rain’ny fianakaviamben’ny olombelona. Ary koa, mihevitra izy ireo dia mihevitra fa i Mikaela dia manampy an’i Jehovah (ilay endrik’i Jesoa Kristy any an-danitra) teo amin’ny famoronana izao tontolo izao teo ambany fitarihan’Andriamanitra Ray sady nanjera an’i Satana avy any an-danitra.
 
== Ao amin'ny fivavahana silamo ==
Araka ny Koràna
Ny anjely Mikaela (Mika’îl na Mikâla) dia miseho indray mandeha ao amine’ny Koràna (Koràna 2.98) izay maneho azy eo anatrehan’ny anjely Gabriela (Jibril na Jibrail) izay miara-mandanja aminy ireo asa vitan’ny olombelona. “Na iza na iza fahavalon’Andriamanitra sy ireo anjeliny sy ireo irany sy i Jibrily ary i Mikhail! Dia Andriamanira tenany no ho fahavalon’ny tsy mino.”
 
=== Araka ny Koràna ===
Misy koa ireo mpino silamo izay mihevitra fa ilay mpitsidika an’i Ibrahima voalaza ao amin’ny Koràna 11. 69 dia tsy iza fa ny anjely Mikhail.
[[Sary:Muhammad ibn Muhammad Shakir Ruzmah-'i Nathani - The Archangel Michael - Walters W65946B - Full Page.jpg|vignette|''Ny Arikanjely Mikaila'', taona 1717]]
Ny anjely Mikaela (Mika’îl na Mikâla) dia misehohita indray mandeha ao amine’nyamin’ny [[Korana|Koràna]] (Koràna 2.98) izay maneho azy eo anatrehan’ny anjely [[Gabriela (arikanjely)|Gabriela]] (Jibril na Jibrail) izay miara-mandanja aminy ireo asa vitan’ny olombelona. “Na iza na iza fahavalon’Andriamanitra sy ireo anjeliny sy ireo irany sy i Jibrily ary i Mikhail! Dia Andriamanira tenany no ho fahavalon’ny tsy mino.” (Koràna 2.98) Misy koa ireo mpino silamo izay mihevitra fa ilay nitsidika an’i Ibrahima voalaza ao amin’ny Koràna 11. 69 dia tsy iza fa ny anjely Mikhail.
 
=== Araka ny lovantsofina taty aoriana ===
Ao amin’ny lovantsofina silamo taty aoriana, i Mikaela no miandraikitra ny asa famelombelomana ao amin’ny olona ny fahatsiarovana ny tantara efa lasa. Anjely tian’Andriamanitra izy nefa ireo teny enti-milaza ny toetrany sy ny asany manokana araka ny lovatsofina dia tsy tena mazava tsara. I Al-Qazwini dia milaza fa i Mikaela dia mizara hatsaram-panahy sy mitarika ny fitomboan’ireo zavaboary ho amin’ny fahatanterana io anjely io. Ao amin’ny lovantsofina miozolmana sasany, i Mikaela dia mifehy ny ranon’orana, ny rivotra sady manome ny zavaboary manan’aina, --indrindra fa ny olombelona, na ny mino na ny tsy mino, -- fahombiazana, ny sakafo n anyna fahalalana. ; hoHo an’ny hafasasany kosa, i Mikaela dia lehiben’ireo anjely ao amin’ny Lanitra faha-6 sady iray amin’ireo mpitondra ny sezafiandrianan’Andriamanitra i Mikaela. Ny sasanyhafa indray dia mampitovy azy amin’i Azraela (na Izrail), dia ny iray amin’ireo anjely telo izay miseho amin’ny endrika zatovo tsara tarehy, izay nitsidika an’i [[Abrahama]] (na Ibrahim) sy i [[Lota]] (na Lût).
Ao amin’ny lovantsofina silamo taty aoriana, i Mikaela no miandraikitra ny asa famelombelomana ao amin’ny olona ny fahatsiarovana ny tantara efa lasa.
Anjely tian’Andriamanitra izy nefa ireo teny enti-milaza ny toetrany sy ny asany manokana araka ny lovatsofina dia tsy tena mazava tsara. I Al-Qazwini dia milaza fa i Mikaela dia mizara hatsaram-panahy sy mitarika ny fitomboan’ireo zavaboary ho amin’ny fahatanterana. Ao amin’ny lovantsofina miozolmana sasany, i Mikaela dia mifehy ny ranon’orana, ny rivotra sady manome ny zavaboary manan’aina, indrindra fa ny olombelona, na ny mino na ny tsy mino, fahombiazana, ny sakafo n any fahalalana ; ho an’ny hafa kosa, i Mikaela dia lehiben’ireo anjely ao amin’ny Lanitra faha-6 sady iray amin’ireo mpitondra ny sezafiandrianan’Andriamanitra. Ny sasany indray dia mampitovy azy amin’i Azraela (na Izrail), dia ny iray amin’ireo anjely telo izay miseho amin’ny endrika zatovo tsara tarehy, izay nitsidika an’i Abrahama(Ibrahim) sy i Lota (Lût).
 
== Jereo koa: ==
* [[Gabriela (arikanjely)|Gabriela]]
* [[Rafaela (arikanjely)|Rafaela]]
* [[Arikanjely]]
* [[Anjely]]
* [[Devoly]]