Gabriela (anjely): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanakely sary
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-1:
[[Sary:Gabriele.jpg|vignette|''Ny Anjely Gabriela'', nataon'i José Camarón y Bononat, tapany faran'ny taonjato faha-18.]]
I '''Gabriela''' na '''Gabriely''' dia anjely manana ny maha izy azy ao amin’ny fivavahana sy ny lovantsofina [[Jodaisma|jiosy]] sy [[Kristianisma|kristiana]] ary [[silamo]]. Iray amin’ireo anjely lehibe na [[arikanjely]] sahala amin’i [[Mikaela (arikanjely)|Mikaela]] sy i Rafaela ary i Oriela izy. I Gabriela dia anjely mpampita hafatra izay milaza ny sitrapon’Andriamanitra amin’ny olombelona.
 
== Fiforonan-teny ==