Gabriela (anjely): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanampy sary sy soratra lavalava
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Araka ny mormonisma
Andalana faha-31:
 
<small>26 Ary tamin'ny fahenim-bolana dia nirahin'Andriamanitra ny anjely Gabriela ho any an-tanàna anankiray any Galilia atao hoe Nazareta, 27 ho any amin'ny virijina anankiray, izay voafofo ho vadin'ny lehilahy atao hoe Josefa, avy tamin'ny taranak'i Davida; ary ny anaran'ny virijina dia Maria. 28 Ary nony niditra tao aminy ilay anjely, dia nanao hoe: Arahaba, ry ilay nohasoavina, ny Tompo momba anao. 29 Ary taitra loatra izy noho ny teniny ka nieritreritra izay tokony ho hevitr'izany fiarahabana izany. 30 Ary hoy ilay anjely taminy: Aza matahotra, ry Maria, fa efa nahita fitia tamin'Andriamanitra ianao. 31 Ary, indro, hitoe-jaza ianao ka hiteraka zazalahy, ary ny anarany dia hataonao hoe Jesosy. 32 Izy ho lehibe ka hatao hoe Zanaky ny Avo Indrindra; ary Jehovah Andriamanitra hanome Azy ny seza fiandrianan'i Davida rainy; 33 ary hanjaka amin'ny taranak'i Jakoba mandrakizay Izy; ary ny fanjakany tsy hanam-pahataperana. (''Ny Baiboly'')</small>
 
=== Araka ireo OIo-Masin'ny Andro Farany ===
Ny teolojian'ireo [[Fiangonan'i Jesoa Kristy ho an'ny Olo-Masin'ny Andro Farany|Olo-masin'ny Andro Farany]], i Gabriela dia olombelona nety maty taloha dia tsy iza fa i [[Noa]], ilay nanamboatra sambofiara talohan'ny hahatongavan'ny safodrano lehibe teto an-tany. Noa no anaran'i Gabriela raha mbola nety maty ary Gabriela kosa no anaran'i Noa any an-danitra. I Noa sy i Gabriela dia iray ihany fa tsy samy hafa.
 
== Ny anjely Gabriela ao amin’ny fivavahana silamo ==