Finoana silamo : Fahasamihafan'ny versiona roa

k
Nanisy rohy sy famakiana teny arabo
k ("nambara" fa tsy "nambaraina")
k (Nanisy rohy sy famakiana teny arabo)
Ny '''silamo''' (amin'ny teny arabo: الإسلام / ''Alʾislām'') dia [[finoana abrahamika]] mifototra amin'ny finoana an'Andriamanitra tokana farany izay tokana (tsy manompo olo-masina, mpaminany) ary amin'ny [[Korana]] izay heverina fa boky nandraiketana ny tenin'Andriamanitra (Allah, amin'ny teny arabo). Ny Korana dia nambara tamin'i [[Mohameda|Mohamada]] izay fantatry ny ilamosilamo ho mpaminany voalohan'Andriamanitra, tany [[Arabia Saodita|Arabia]] tamin'ny taonjato fahafito. Ny fampianarana fototry ny finoana silamo dia ny tawhid, izany hoe ny finoana an'[[Monoteisma|Andriamanitra tokana]] izay tsy ahitana fanompoana hafa afatsy ny fanompoana an'[[Andriamanitra]].
 
== Jereo koa ==
* [[Jodaisma]]
* [[Kristianisma]]
* [[Monoteisma]]
 
{{vangovango}}
17 674

modifications