Monoteisma : Fahasamihafan'ny versiona roa

Nampiditra koa ny zoroastrisma
(Nanampy teny arabo)
(Nampiditra koa ny zoroastrisma)
Ny '''monoteisma''' dia finoana andriamanitra tokana na finoana ny maha tokana an’Andriamanitra. Ny politeisma – izay finoana andriamanitra maro, no tena mazava ny fifanoherany aminy. Telo ny fivavahana fantatra mazava fa monoteista, dia ny [[jodaisma]] sy ny [[kristianisma]] ary ny [[silamo]]. Ny monoteisma dia angamba namboka tany amin’ny taonjato faha-14 tal. J.K., niaraka amin’ny nanombohan’ny faraôna Amenofisy IV nivavaka tamin’i Atona, andriamanitra masoandro, izay ninoana fa fara tampony sady tokana. Ny [[zoroastrisma]] dia fivavahana tany Persia izay azo lazaina koa ho monoteisma. Nefa ny fotoana fantatra mazava nipoiran’ny monoteisma dia tamin’ny fandraisan’ireo [[Hebreo (mponina)|Hebreo]] ny fivavahana amin’Andriamanitra, dia ilay andriamanitra tokana, indrindra tamin’ny fivoahan’izy ireo avy tao Ejipta.
 
== Monoteisma tao amin’ny fivavahana hebreo sy jiosy ==
13 360

modifications