Bokin' i Hôsea: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanisy sary
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanitsy teny sy fehezantny ; namafa fehezanteny mamerina hevitra efa voalaza; nanitsy rohy
Andalana faha-1:
[[Sary:Duccio di Buoninsegna 063.jpg|vignette|425x425px|''Ny mpaminany Hosea,'' nataon'i Duccio di Buoninsegna, anelanelan'ny taona 1308-1311]]
Ny '''Bokin’i Hosea''' dia boky ao amin’ny Baiboly hebreo ([[Tanakh]]) sy ao amin’ny [[Testamenta Taloha]] ao amin’ny [[Baiboly]] kristiana. Ahitana taratra ny tantaram-pivavahan’ny Fanjakana tany Avaratr'i Israely sy ny fivoaran’ny [[jodaisma]] koa io boky io. Voalohany amin’ireo bokim-paminaniana roa ambin’ny folo'','' atao hoe “mpaminany madinika”, noho ny hafohin’ny asa-sorany'','' io boky io. Ny hevi-dehiben’ny boky dia ny fitiavan’i [[Yahweh]] ny vahoakany izay asehon’ny fanambadian’i Hosea an’ilay vehivavy janga atao hoe Gomera. Hentitra ny fomba fitenin’i Hosea manoloana ny vahoaka miaina amin’ny fomba sy fanao izay miseho lany hatrany ho mifanohitra amin’ny finoana an'i Yahweh sy ny lalanan’i Yahwehlalàny.
 
== Ny fonoratana ny boky ==
 
=== Ny mpanoratra ===
Atao hoe nosoratan’i Hosea ny boky. Nefa tsapa fa ny toko faha-4 hatramin’ny faha-13 dia hoatry ny nosoratan’olonosoratr’olo-maro. Ny fomba fonoratra ao dia tsy mitovy amin’izay hita ao amin’ny toko telo voalohany sy ny toko faha-14. Agamba avy any Avaratra izy;i ny asa fitoriana nataonyHose. nanombokaNanomboka tokony ho tany amin’ny faraparan’ny fanjakan’i Jeroboama II (782 – 753 tal. J.K.). Nyny mpaminanyasa Hoseafitoriana dia nanambady mpivarotenanataony. KaNahatonga nyan'i fitiavany ny vadiny izay be fahadisoana dia nahatonga azyHosea hahalala bebe kokoa ny fitiavan’Andriamanitra ny olony'','' na dia be [[fahotana]] aza'','' ny fitiavany ny vadiny izay be fahadisoana.
 
=== Ny fotoana nanoratana ===
Ny boky manontolo dia voasoratraVoasoratra tamin’ny taonjatofaha-8 tal. J.K.'','' tao amin'ny tanin’i Joda'','' rehefa rava i Isiraely'','' ny boky manontolo.
 
{{Testamenta Taloha}}
 
== Fizaràn’ny boky ==
Misy toko 14 ny Bokin’i Hosea ary azo zaraina roa, ka ny voalohany manomboka eo amin’ny toko voalohany hatramin’ny tokonfaha-3. Ny toko sisa rehetra (faha-4 hatramin’ny faha-14) dia an’ny fizaràna faharoa.
 
=== Fizaràna voalohany (1 - 3) ===
Ny toko voalohany hatramin’ny faha-3 dia milaza ny fiainam-panambadian’i Hosea tamin’i Gomera'','' izay vehivavy mpijangajanga. Ampitahain’i Hosea amin’ny fifandraisan’Andriamanitra sy amin'i Israely ny fifandraisany amin’ny vadiny izay mpanitsakitsa-bady. Io fanambadiany io dia heverin’ny mpanao heviteny maro ho manana heviny ara-panoharana no sady mitantara tokoa ny zavatra mahazo ny mpaminany. NyManeho ny fitsikerana sasany dia maneho fa ny maha ara-panoharana ny zavatra sasantsasany ao amin’ireo toko telo voalohany dia mifandray amin’ny anaran’ny zanaky ny mpaminanay'','' izay midika hoe “ilay tsy tiana” sy “ilay tsy oloko”. Io fizaràna voalohany io manontolo dia manana heviny ara-panoharana. Ny fanekem-pihavanana eo amin’Andriamanitra sy i Israely'','' izay niorina tamin’ny voalohany tamin’ny lalàna'','' dia fifamatorana ara-panahy miorina aminnyamin'ny fitiavana. Izanyihany fomba fijery izany diakoa. voatsindryVoatsindry mafy amin’ny fampiasana teny izay tsy tokony hampiasaina ivelan’ny fitiavana ara-nofo izany fomba fijery izany. Raha i Hosea na Andriamanitra no ilay vady voahitsakitsaka'','' ilay vehivavyny vadiny kosa na i Israely kosa no ilay vehivavy janga. Io vehivavy io sy ny taranany dia ho voasazy'','' nefa isaky ny manota izy dia voavela heloka hatrany (toko faha-3)'','' satria resin’ny fitiavana ny hatezerana dia resin’ny fitiavana.
 
=== Fizaràna faharoa (4 - 14) ===
Ny toko faha-4 hatramin’ny faha-13 dia faminaniana fohy maro mifanarakaraka momba ny fiharatsiana ara-panahin’ny vahoaka'','' ny fahalemena ara-pitondran-tenan’ireo mpanjaka sy ireo mpisorona ary ireo mpaminany izay miteraka ny fitsarana sy ny fanasaziana avy amin'Andriamanitra. Avy eo misy ireo tonon-kira izay mamisavisa ny helok’i Israely tany amin’ny andro taloha. Ny amin’ny loza izay mananontanona no hevitra mibahana indrindra diaao nyamin'io amin’nyfizaràna loza izay mananontanonaio. Ao amin’ny toko faha-14 (andininy faha-4-8) novao mihamalefaka ny fomba fitenin’ny mpaminany Hosea kaizay milaza faminaniam-pamonjena sy famindram-po ho an’ireo izay matahotra an’i Yahweh sy ireo olona marina.
 
== Ireo lohahevitra lehibe ==
I Hosea no mpaminany voalohany nampiasa ny [[fanambadiana]] ho fomba fanambaràna ny fifandraisana misy eo amin’Andriamanitra sy i Israely. Izany lohahevitra izany dia miseho fanindroany ao amin’ny [[Bokin'i Ezekiela]] (toko faha-16). TatyHita aorianamatetika diaizany hita matetikalohahevitra izany taty aoriana tao amin’ny teolojia kristiana. Ny fitiavana tsy mety ritran’Andriamanitra (Hos. 11) dia hita koa ao amin’ny tenin’ny mpaminany [[Bokin'i Jeremia|Jeremia]] tao Joda tamin’ny nampananontanona ny fanafihan’ny firenene fahavalony an’ity fanjakana ity. Miavaka anefa i Hosea noho ny fanandratany avo ny fitiavana izay sitrak’Andriamanitra lavitra noho ny fanatanterahana [[sorona]] ary ny fahalalana an’i Yahweh no ankasitrahana fa tsy ny [[fanatitra]] dorana aterina aminy (Hos. 6.6).
 
== Fampiasana ny boky ao amin’ny Testamenta Vaovao ==
 
=== Ao amin’ireo Filazantsara ===
I Hosea dia matetika ampahatsiahivina ao amin’ny [[Filazantsara]] ary indroa i [[Jesoa]] Kristy no mamerina izany: ao amin’ny [[Filazantsara araka an'i Matio]] (9.13)'','' i Jesoa dia miresakamampahatsiahy an’iny HoseaHos. (6.6); ao amin’ny [[Filazantsara araka an'i Lioka]] (23.30) dia tsiahiviny koa ny HoseaHos. (10.8).
 
=== Ao amin’ireo Epistily ===
Ny [[Apostoly Paoly]] ao amin’ny [[Epistily ho an'ny Romana]] (9.25-26) sy ao amin'ny [[Epistily voalohany ho an'ny Korintiana]] (15.55) ary ny [[Epistily voalohany nosoratan'i Petera|Epistily volohan'i Petera]] (2.10) dia mampahatsiahy soratra avy ao amin’ny Bokin’i Hosea (Hos. 1.10; 2.23; 13.14).
 
== Jereo koa: ==