Bokin' i Hôsea: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanisy endrika
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanisy sary
Andalana faha-1:
[[Sary:Duccio di Buoninsegna 063.jpg|vignette|425x425px|''Ny mpaminany Hosea,'' nataon'i Duccio di Buoninsegna, anelanelan'ny taona 1308-1311]]
Ny '''Bokin’i Hosea''' dia boky ao amin’ny Baiboly hebreo ([[Tanakh]]) sy ao amin’ny [[Testamenta Taloha]] ao amin’ny [[Baiboly]] kristiana. Ahitana taratra ny tantaram-pivavahan’ny Fanjakana tany Avaratr'i Israely sy ny fivoaran’ny [[jodaisma]] koa io boky io. Voalohany amin’ireo bokim-paminaniana roa ambin’ny folo'','' atao hoe “mpaminany madinika” noho ny hafohin’ny asa-sorany'','' io boky io. Ny hevi-dehiben’ny boky dia ny fitiavan’i [[Yahweh]] ny vahoakany izay asehon’ny fanambadian’i Hosea an’ilay vehivavy janga atao hoe Gomera. Hentitra ny fomba fitenin’i Hosea manoloana ny vahoaka miaina amin’ny fomba sy fanao izay miseho lany hatrany ho mifanohitra amin’ny finoana sy ny lalanan’i Yahweh.
 
{{Testamenta Taloha}}
 
== Ny fonoratana ny boky ==
Ligne 10 ⟶ 9 :
=== Ny fotoana nanoratana ===
Ny boky manontolo dia voasoratra tamin’ny taonjatofaha-8 tal. J.K.'','' tao amin'ny tanin’i Joda'','' rehefa rava i Isiraely.
 
{{Testamenta Taloha}}
 
== Fizaràn’ny boky ==