Finoana silamo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Pejy voaforona amin'ny « Ny '''silamo''' (amin'ny teny arabo: الإسلام) dia finoana abrahamika mifototra amin'ny finoana an'Andriamanitra tokana farany izay tokana (tsy manompo olo-masi... »
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k "nambara" fa tsy "nambaraina"
Andalana faha-1:
Ny '''silamo''' (amin'ny teny arabo: الإسلام) dia finoana abrahamika mifototra amin'ny finoana an'Andriamanitra tokana farany izay tokana (tsy manompo olo-masina, mpaminany) ary amin'ny [[Korana]] izay heverina fa boky nandraiketana ny tenin'Andriamanitra (Allah, amin'ny teny arabo). Ny Korana dia nambarainanambara tamin'i Mohamada izay fantatry ny silamoilamo ho mpaminany voalohan'Andriamanitra, tany Arabia tamin'ny taonjato fahafito. Ny fampianarana fototry ny finoana silamo dia ny tawhid, izany hoe ny finoana an'Andriamanitra tokana izay tsy ahitana fanompoana hafa afatsy ny fanompoana an'[[Andriamanitra]].
 
== Jereo koa ==