Mônôteisma: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Pejy vaovao momba ny fivavahana |
Fanekem-pinoana silamo |
||
Andalana faha-10:
== Monoteisma ao amin’ny fivavahana silamo ==
Ny fivavahana silamo dia monoteista sahala amin’ny fvavahana jiosy. Ny anaran’Andriamanitra dia Allah. Izany m ahatokana an'Andriamanitra izany no atao amin'ny teny arabo hoe ''Tawhîd'' izay hamafisina amin'ny fanekem-pinoana hoe: "Manambara aho fa tsy misy andriamanitra hafa afa-tsy i Allah ary i Mohamady no irak'Andriamanitra".
== Jereo koa: ==
|