Boky faharoan' i Samoela: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nampiditra endrika
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanisy sary
Andalana faha-1:
Ny '''Boky faharoan’i Samoela''' dia boky hita ao amin’ny [[Testamenta Taloha]] ao amin’ny [[Baiboly]] sy ao amin’ny [[Tanakh]], boky masin’ny [[Jiosy]]. Mitantara ny momba an’i [[Davida]], mpanjaka israelita izay isan’ireo malaza indrindra, ny boky. Resahin'io boky io koa na ny heriny sy ny fahendreny, na ny fahalemeny sy ny fahotany ary ny vokatr’izany rehetra izany.
[[Sary:Gustave-Dore David-Absalom.jpg|vignette|Tsy ''mety ampiononina i Davida noho ny nahafatesan'i Absaloma'', Baiboly misy sary nataon'i Gustave Doré, 1866.]]
Ambarany fa na dia tsy fanaperana aza ny toetr’i Davida dia tsy niala amin’Andriamanitra sady tsy nidera afa-tsy i [[Yahweh]].
 
== Ny boky sy ny nanoratana azy ==
Ligne 5 ⟶ 7 :
=== Ny mpanoratra ===
Araka ny lovantsofina dia i [[Gada]] sy i [[Natana]] no nanoratra ny boky. Ny mpikarona momba ny Baiboly anefa dia milaza fa olona maro no nanoratra sady tsy tamin’ny fotoana mitohy iray fa tanatin’ny taonjato roa (faha-6 sy faha-5 tal. J.K.). Ny fotoana tantarainy dia ny fotoana nanjakan’i Davida.
 
{{Testamenta Taloha}}
 
=== Ny nanasarahana ny ''Bokin’i Samoela'' ===
Tapany faharoa amin’ny boky izay atao fotsiny hoe ''Bokin’i Samoela'' (heb. ''Sefer Shamuel''), ao amin’ny Tanakh io boky io. Ny dikan-tenin’ny Baiboly grika atao hoe ''[[Septuaginta]]'' (na Septanta) no nanao izany fizaràna an’io boky io ho roa satria ho lava loatra raha mbola nitambatra anaty horonam-boky iray. Ny tapany voalohany dia atao hoe [[Boky voalohan'i Samoela]].
 
{{Testamenta Taloha}}
 
== Fizarana ny boky ==