Ketuvim: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy vaovao momba ny Baiboly
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-5:
 
== Ny fanasokajiana ireo boky ao amin’ny Ketuvim ==
Misy sokajy telo ny boky ao amin’ny Ketuvim, dia ireo ao amin’ny hoe ''Sifrei Emet'' sy ny hoe ''Hamesh MegillotMegilot'' ary ireo boky sisa.
 
=== Ny ''Sifrei Emet'' na ''Bokim-Pahamarinana'' ===
Ny teny hoe ''sifrei'' dia midika hoe "horonam-boky". Ny hoe ''Emet'' dia fanafohezana ny fifanarakarahan'ny anaran'ireo boky telo mitambatra ao aminy avy ambany mianambony, nefa afaka midika hoe "fahamarinana". Telo ireo boky ao amin’ny ''Sifrei Emet'', dia ireto avy :
* ''Sefer Tehillim'' ([[Bokin'ny Salamo|Salamo]])
 
* ''Sefer Mishlei'' ([[Bokin'ny Ohabolana|Ohabolana]])
 
* ''Sefer IyyôbhIyyôb'' ([[Bokin'i Joba|Joba]])
 
=== Ny ''Hamesh MegillotMegilot'' na ''Horonana Dimy'' ===
Misy dimy ireo boky atao hoe ''Hamesh MegillotMegilot'', izay midika hoe "horonam-boky dimy", dia ireto avy :
* ''Sefer Shir Hashirim'' ([[Tononkiran'i Solomona|Tononkira Fanaperana]])
 
* ''Sefer Ruth'' ([[Bokin'i Rota|Rota]])
 
* ''Sefer Eikhah'' ([[Bokin'ny Fitomaniana|Fitomaniana]])
 
* ''Sefer Qoheleth'' ([[Bokin'ny Mpitoriteny|Mpitoriteny]])
 
* ''Sefer Ester'' ([[Bokin'i Estera|Estera]])
 
=== Ireo boky sisa ===
Tsy misy anarana manokana hanasokajiana azy ireo boky sisa ao amin’ny Ketuvim izay miisa telo, dia ireto avy:
* ''Sefer Daniel'' ([[Bokin'i Daniela|Daniela]])
 
* ''Sefer Ezra wu Nekhem'ya'' ([[Bokin'i Ezra|Ezra]] sy [[Bokin'i Nehemia|Nehemia]])
 
* ''Sefer Divrei haYamim'' (Tantara)
Marihina fa mitambatra ho boky iray ny Bokin'i Ezra sy ny Bokin'i Nehemia izay misaraka ao amin'ny Baiboly kristiana - torak'izany koa ireo Bokin'ny Tantara ([[Boky voalohan'ny Tantara|1Tantara]] sy [[Boky faharoan'ny Tantara|2Tantara]]).
 
== Jereo koa : ==