Nevi'im: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-5:
 
== Fizaràn’ny Nevi’im ==
Mizara roa indray ny Nevi’im dia ny ''Nevi'im rishonim'' ("mpaminany taloha") sy ny ''Nevi'im aharonim'' ("mpaminany farany" na "mpaminany taoriana"). Ny “mpaminany taloha” dia ilazàna ireo boky nosoratana talohan’ny Fahababoan’ny [[Zanak'i Israely|Zanak’i Israely]] tany Babilona fa ny “mpaminany taoriana” kosa dia enti-manondro ireo boky voasoratra taorian’izany fahababoana izany. Ny [[Bokin’i Daniela]] dia tsy voasokajy ao amin’ny Nevi’im.
 
=== Ny Nevi’im rishonim na Mpaminany taloha ===