Nevi'im: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Pejy momba ny Baiboly |
k Rohy |
||
Andalana faha-9:
=== Ny Nevi’im rishonim na Mpaminany taloha ===
Ny Nevi’im rishonim dia ireo boky sokajîn’ny Kristiana ho boky ara-tantara. Misy boky efatra ny ao amin'ny Nevi'im rishonim dia ireto avy:
* Sefer Yehoshua na Yehoshua : [[Bokin'i Josoa|Josoa]]
* Sefer Shoftim na Shoftim : [[Bokin'ny Mpitsara|Mpitsara]]
* Sefer Shemuel : [[Boky voalohan'i Samoela|Samoela voalohany]] sy [[Boky faharoan’i Samoela|Samoela faharoa]]
* Sefer Melakhim na Melakhim : [[Boky voalohan'ny Mpanjaka|Mpanjaka voalohany]] sy [[Boky faharoan'ny Mpanjaka|Mpanjaka faharoa]]
Marihina fa tsy misaraka ho boky roa ireo Bokin’ny Mpajaka ao amin’ny Baiboly hebreo - torak'izany koa ny Bokin'i Samoela.
=== Ny Nevi'im aharonim na Mpaminany taoriana. ===
Ny bokin'ny mpaminany sisa rehetra dia ao amin'ny vondron'ireo atao hoe ''Nevi'im aharonim''. Ny Kristiana dia manasokajy azy ireo ao amin’ny atao hoe bokin’ny mpaminany. Miisa efatra ny boki’ireo mpaminany taoriana, dia ireto avy:
* Sefer Yeshayahu na Yeshayahu : [[Bokin’i Isaia|Isaia]]
* Sefer Yrmeyahu (bokin'i Jeremià") na Yrmeyahu : [[Bokin'i Jeremia|Jeremia]]
* Sefer Yehezkael ("bokin'i Ezekiela") na Yehezkael : [[Bokin'i Ezekiela|Ezekiela]]
* Trei Assar (“mpaminany madinika roa ambin’ny folo”)
Ireo mpaminany taoriana telo voalohany dia atao hoe “mpaminany lehibe”. Ny ''Trei Assar'' dia manambatra ireo mpaminany miisa roa ambin’ny folo atao hoe "mpaminany madinika" – dia ireto avy: Sefer Hoshea ([[Bokin'i Hosea|Hosea]]), Sefer Yoel ([[Bokin'i Joela|Joela]]), Sefer Amos ([[Bokin'i Amosa|Amosa]]), Sefer Ovadiyah ([[Bokin'i Obadia|Obadia]]), Sefer Yohnah ([[Bokin'i Jona|Jona]]), Sefer Mikhah ([[Bokin'i Mika|Mika]]), Sefer Nahum ([[Bokin'i Nahoma|Nahoma]]), Sefer 'Havakuk ([[Bokin'i Habakoka|Habakoka]]), Sefer Tsefaniyah ([[Bokin'i Zefania|Zefania]]), Sefer Haggai ([[Bokin'i Hagay|Hagay]]), Sefer Zekhariyah ([[Bokin'i Zakaria|Zakaria]]) ary Sefer Malakhi ([[Bokin'i Malakia|Malakia]]).
== Jereo koa: ==
|