Tanakh: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Anarana fohin'ireo boky
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-6:
 
== Firafitry ny Tanakh ==
Mizara telo ny Tanakh, dia ny [[Torah|Tôrah]] ("lalàna") sy ny [[Nevi'im]] ("mpaminany") ary ny Ketûvim[[Ketuvim]] ("soratra"). Tsy mifanandrify tanteraka amin'ny fizaràn'ny Kristiana ny Testamenta Taloha izany. Misy boky 24 ny ao amin'ny Tanakh. Ny boky iray ao amin'ny Tanakh dia mety hisaraka roa na maro ao amin'ny Baiboly kristiana. Ao amin'ny Torah ihany izany no tsy mitranga. Ny anaran'ireo boky ao amin'ny Tanakh dia manomboka amin'ny teny hebreo hoe ''Sefer'' izay adika hoe "boky" na "horonana" ("horonam-boky").
 
=== Ny Torah ===
Andalana faha-61:
* ''Sefer Malakhi'' na ''Malakhi'' : ''[[Bokin'i Malakia|Malakia]]''
 
=== Ny KetûvimKetuvim ===
Ny ''Ketûvim'' ("Soratra") dia misy boky 11. Ireto avy izany:
* ''Sefer Tehillim'' na ''Tehillim'' : ''[[Bokin'ny Salamo|Salamo]]''