Tanakh: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina sy fanoratana mazava kokoa
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fanoratana feno ny anaran'ny boky tsirairay
Andalana faha-6:
 
== Firafitry ny Tanakh ==
Mizara telo ny Tanakh, dia ny [[Torah|Tôrah]] ("lalàna") sy ny Nevi'im ("mpaminany") ary ny Ketûvim ("soratra"). Tsy mifanandrify tanteraka amin'ny fizaràn'ny Kristiana ny Testamenta Taloha izany. Misy boky 24 ny ao amin'ny Tanakh. Ny boky iray ao amin'ny Tanakh dia mety hisaraka roa na maro ao amin'ny Baiboly kristiana. Ao amin'ny Torah ihany izany no tsy mitranga. Ny anaran'ireo boky ao amin'ny Tanakh dia manomboka amin'ny teny hebreo hoe ''Sefer'' izay adika hoe "boky" na "horonana" ("horonam-boky").
 
=== Ny Torah ===
Ny Torah ("Lalàna") dia ahitana boky dimy, ireo atao hoe Boky dimin'i Mosesy. Toy izao avy ny anaran'ireo boky ireo amin'ny teny hebreo ary ny fifanandrifian'ny anarana ao amin'ny Tôrah sy ny Pentateoka:
* ''Sefer Bereshit'' : ''[[Bokin'ny Genesisy|Genesisy]]''
 
* ''Sefer Shemot'' : ''[[Bokin'ny Eksodosy|Eksodosy]]''
 
* ''Sefer Vayikra'' : ''[[Bokin'ny Levitikosy|Levitikosy]]''
 
* ''Sefer Bemidbar'' : ''[[Bokin'ny Nomery|Nomery]]''
 
* ''Sefer Devarim'' : ''[[Bokin'ny Deoteronomia|Deoteronomia]]''
 
=== Ny Nevi'im ===
Ny Nevi'im ("Mpaminany") dia mizara roa: ny ''Nevi'im rishonim'' ("mpaminany taloha") sy ny ''Nevi'im aharonim'' ("mpaminany farany" na "mpaminany taoriana"). Misy boky efatra ny ao aminan'ny <u>''Nevi'im rishonim''</u> ka ireto avy izy ireo:
* ''Sefer Yehoshua'' : ''[[Bokin'i Josoa|Josoa]]''
 
* ''Sefer Shoftim'' : ''[[Bokin'ny Mpitsara|Mpitsara]]''
 
* ''Sefer Shemuel'' : [[Boky voalohan'i Samoela|''Samoela'' ''voalohany'']] sy [[Boky faharoan’i Samoela|''Samoela'' ''faharoa'']]
 
* ''Sefer Melakhim'' : [[Boky voalohan'ny Mpanjaka|''Mpanjaka'' ''voalohany'']] sy [[Boky faharoan'ny Mpanjaka|''Mpanjaka'' ''faharoa'']]
Ny bokin'ny mpaminany sisa rehetra dia ao amin'ny vondron'ireo atao hoe ''Nevi'im aharonim''; ireto avy izy ireo:
* ''Sefer Yeshayahu'' : ''[[Bokin’i Isaia|Isaia]]''
 
* ''Sefer Yrmeyahu'' (bokin'i Jeremià") na ''Yrmeyahu'' : ''[[Bokin'i Jeremia|Jeremia]]''
 
* ''Sefer Yehezkael'' ("bokin'i Ezekiela") na ''Yehezkael'' : ''[[Bokin'i Ezekiela|Ezekiela]]''
* ''Trei Assar'' ([[Bokin'ny Mpaminany Roa Ambin'ny Folo|Bokin'ny Mpaminany 12]])
Ny bokin'ny mpaminany 12 voalaza etsy ambony sady atao hoe ''Trei Assar'' dia ireto avy:
* ''HoshéaSefer Hoshea'' : ''[[Bokin'i Hosea|Hosea]]''
 
* ''Sefer Yoel'' : ''[[Bokin'i Joela|Joela]]''
 
* ''Sefer Amos'' : ''[[Bokin'i Amosa|Amosa]]''
 
* ''Sefer Ovadiyah'' : ''[[Bokin'i Obadia|Obadia]]''
 
* ''Sefer Yohnah'' : ''[[Bokin'i Jona|Jona]]''
 
* ''Sefer Mikhah'' : ''[[Bokin'i Mika|Mika]]''
 
* ''Sefer Nahum'' : ''[[Bokin'i Nahoma|Nahoma]]''
 
* Sefer ''<nowiki/>'Havakuk'' : ''[[Bokin'i Habakoka|Habakoka]]''
 
* ''TsephaniyahSefer Tsefaniyah'' : ''[[Bokin'i Zefania|Zefania]]''
 
* ''Sefer Haggai'' : ''[[Bokin'i Hagay|Hagay]]''
 
* ''Sefer Zekhariyah'' : ''[[Bokin'i Zakaria|Zakaria]]''
 
* ''Sefer Malakhi'' : ''[[Bokin'i Malakia|Malakia]]''
 
=== Ny Ketûvim ===
Ny ''Ketûvim'' ("Soratra") dia misy boky 11. Ireto avy izany:
* ''Sefer Tehillim'' : ''[[Bokin'ny Salamo|Salamo]]''
* ''Sefer Mishlei'' : ''[[Bokin'ny Ohabolana|Ohabolana]]''
* ''Sefer Iyyov'' : ''[[Bokin'i Joba|Joba]]''
* ''Sefer Shir haShirim'' : ''[[Tononkiran'i Solomona]]''
* ''Sefer Ruth'' : ''[[Bokin'i Rota|Rota]]''
* ''Sefer Eikha'' : ''[[Bokin'ny Fitomaniana|Fitomaniana]]''
* ''Sefer Qohelet'' : ''[[Bokin'ny Mpitoriteny|Mpitoriteny]]''
* ''Sefer Esther'' ("bokin'i Estera") na ''Esther'' : ''[[Bokin'i Estera|Estera]]''
* ''Sefer Daniel'' (bokin'i Daniela") na ''Daniel'' : ''[[Bokin'i Daniela|Daniela]]''
* ''Sefer Ezra wu Nekhem'ya'' : ''[[Bokin'i Ezra|Ezra]]'' sy ''[[Bokin'i Nehemia|Nehemia]]''
* ''Sefer Divrei haYamim'' ("bokin'ny Tantara") na ''Divrei haYamim'' : ''[[Bokin'ny Tantara voalohany|Tantara voalohany]]'' sy ''[[Bokin'ny Tantara faharoa|faharoa]]''
 
== Jereo koa ==