Levy (zanak' i Jakôba): Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Pejy vaovao momba ny Baiboly |
k Nanisy sary |
||
Andalana faha-1:
[[Sary:The Phillip Medhurst Picture Torah 171. Simeon and Levi slay Hamor and Shechem. Genesis cap 34 vv 25-26. Hoet.jpg|vignette|237x237px|''Mamono an'i Hamora sy i Sekema i Levy sy i Simeona,'' nataon'i Phillip Medhurst.]]
I '''Levy''' dia olona resahina ao amin'ny [[Baiboly|Baiboly,]]
Zafin’i [[Abrahama]] sy i [[Isaka]] i Levy. Nizara ho fianakaviana telo ny taranak’i Levy tamin’ny andron’ny fahandevozana tao Ejipta
Nandray anjara tamin’ny famonoana ireo lehilahy tao an-tananan-dry Sikema (na Sekema) - noho ity farany nandry an-keriny tamin’i Dina - izy niaraka tamin’i Simeona (Gen. 34.25-26) ka nozonin-drainy noho izany (Gen. 49.7).
|