Bokin' ny Ohabolana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanisy sary
Andalana faha-1:
[[Sary:Dore Solomon Proverbs.png|vignette|''Manoratra ohabolana i Solomona'', nataon'i Gustave Doré, 1866]]
{{Testamenta Taloha}}
Ny '''''Bokin'ny Ohabolana''''' na '''''Ohabolana''''' dia boky ao amin'ny [[Baiboly]], ao amin'ny [[Testamenta Taloha]], izay tafiditra ao amin'ireo boky atao hoe Bokim-pahamasinana (Hagiografa) na Ketuvim (na Ketubim) ao amin'ny Baiboly jiosy na [[Tanakh]]. Ahitana teny mirakitra fahendrena nentin-drazana ao toy ny oha-pitenenana fohifohy isan-karazany sy [[tononkalo]] koa izay mahakasika ny fitondran-tena araka an'Andriamanitra sy fitsikerana ny fisainana ratsy mbamin'ny asa ratsy ary maneho ny vokatr'izany.
 
== Fiforona-teny ==
Ny teny hoe ''Ohabolana'' dia teny malagasy nenti-nandika ny teny hebreo hoe ''Míshlê'' izay midika hoe "fanoharana" na "ohabolana". Atao hoe ''Míshlê Shlomoh'' io boky io ao amin'ny Tanakh, izany hoe "Fanoharan'i [[Solomona]]" na "Ohabolan'i Solomona". Amin'ny teny latina izy dia atao hoe ''Liber proverbiorum'' na ''Proverbia''. Amin'ny teny grika kosa dia ''Paroimai Paroimiae'' na ''Paroimia''. Marihina fa niala ny fisian'ny anaran'i Solomona ao amin'ny lohatenin' ny boky.{{Testamenta Taloha}}
 
== Jereo koa ==
* [[Bokin'i Joba|Joba]],