Bokin' ny Salamo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanisy sary sy namindra endrika
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Namindra endrika
Andalana faha-6:
 
== Lohahevitra ==
Tsy hira fiderana ranofotsiny anefa no hita ao amin'ny ''Salamo'' fa misy ihany koa ny hira miompana amin'ny lohahevitra hafa. Ireto avy ireo lohahevitra hita ao: {{Testamenta Taloha}}
* salamo fiderana an'Andriamanitra,
* salamo fitarainan'olon-tokana amin'Andriamanitra,
Andalana faha-14:
* salamo fiderana ataon'ny mpanjaka,
* ary salamom-pahendrena.
{{Testamenta Taloha}}
Ny salamo tsirairay ao amin'ny Baiboly dia tsy natokotoko fa nalahatra. Tsy fiteny, ohatra, ny hoe "Salamo toko faha-10" fa ny hoe "Salamo faha-10" no fiteny. Ny tsirairay amin'izay tokony ho natao hoe "toko" no atao hoe "salamo".