Bokin' ny Salamo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Fanitsiana sy fandaminana
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanisy sary sy namindra endrika
Andalana faha-1:
{{Testamenta Taloha}}
Ny '''''Bokin'ny Salamo''''', na '''''Salamo''''', dia boky ao amin'ny [[Baiboly]], ao amin'ny [[Testamenta Taloha]] izay misy amboaran-kira sy tononkalo fiderana an'Andriamanitra mahatratra 150. Voasokajy ho [[bokim-pahamasinana]] izy ka atao amin'ny teny grika hoe ''ἅγιογραφία'' ''/'' hagiographia ("soratra masina"). Voasokajy ho isan'ireo atao amin'ny teny hebreo hoe ''Ketuvim'' ("soratra") izy.
[[Sary:Psalms scroll.PNG|vignette|''Ny horonambokin'ny Salamo'']]
 
== Fiforonan-teny ==
Andalana faha-6:
 
== Lohahevitra ==
Tsy hira fiderana ranofotsiny anefa no hita ao amin'ny ''Salamo'' fa misy ihany koa ny hira miompana amin'ny lohahevitra hafa. Ireto avy ireo lohahevitra hita ao: {{Testamenta Taloha}}
* salamo fiderana an'Andriamanitra,
* salamo fitarainan'olon-tokana amin'Andriamanitra,