Biôgrafia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Varlaam (dinika | fandraisan'anjara)
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanitsy tsipelina sy nanova ho amin'ny teny malagasy
Andalana faha-1:
Ny '''Biôgrafia''' (amin'ny teny [[FrantsayFiteny frantsay|teny frantsay]] : ''Une biographie'' "na ''une bio''"), raha amin'ny teny [[GrikaFiteny grika|grika]] dia (''βίος'', « ''la vie'' » et ''γραφή'', « ''écrire'' »), araka izany ny biôgrafia dia filazana an-tsoratra na am-bava ny tantaram-piainan'ny zavatra iray, ohatra: [[olombelona]], [[biby]], [[zava-maniry]],sns. Fa matetika dia ny tantara tantaran'ny olona no tena entina ampiasana azy io.
 
== Fototra sy ny fiovoarana ==
Fomba fiteny efa nampiasain'olona nanomboka tany amin'ny fanimvanim-potoana ''Antiquité'', tany amin'ny taon-jato faha [[IV]]-4 talohan'i [[Jesoa]] [[Kristy]], tao Grika[[Grisia]] izy io. Tsy nitsahatra miovaova io teny io isakin'isaky ny vanim-potoana sy ny toerana misy azy.
 
== Tahiry biôgrafia ==