Adama (Baiboly): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Taketa (dinika | fandraisan'anjara)
image
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra sy nanisy sary ary nanova ho amin'ny teny malagasy
Andalana faha-1:
{{infobox olona
|sary= Michelangelo, Creation of Adam 03.jpg
|anarana=AdamAdama
|teraka=
|maty=
Andalana faha-10:
|taona niasàna=
}}
I '''Adama''', araka ny [[Baiboly]], dia ilay olona voalohany noforonin'Andriamanitra teto ambonin'ny tany. Izy sy ny vadiny atao hoe [[Eva]] no nitaranaka ny olombelona rehetra.
'''Adam''' dia
 
Noforonina tamin'ny alalan'ny fotaka i Adama fa i Eva kosa tamin'ny taolan-tehezan'i Adama. Ny fahotan'izy mivady no niteraka ny fahasahiranana sy ny fahafatesan'ny olombelona.
 
==Ny fiainany manokana==
Ny vadiny dia Evei Eva. Ny zanany dia Cain,i Kaina sy i Abela ary Abel,i SethSeta.
[[Sary:Lucas Cranach the Elder, Adam and Eve,1538 (Toronto).jpg|vignette|''I Adama sy i Eva'', nataon'i Lucas Cranach the Elder, 1538]]
== Jereo koa ==
* [[Biôgrafia]]