Bokin' i Jôsoa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-10:
 
=== Ny nanoratana ny boky araka ny lovantsofina ===
Ny lovantsofina jiosy dia milaza fa i [[Josoa]] no nanoratra io boky io. Nampitondraina ny anaran'i Josoa ilay boky satria izy no olona voaresaka betsaka sady manana ny maha izy azy indrindra ao anatiny. I Josoa dia ilay lehilahy nanampy an'i [[Mosesy]] (na Môizy) tamin'ny fitarihana ny [[Zanak'i Israely]] avy any Egypta (Ejipta) hankany amin'ny tany Kanana sady lasa mpitarika an'io vahoaka io taorian'ny nahafatesan'i Mosesy.
 
=== Ny fanoratana ny boky araka ny fikarohana ankehitriny ===