Bokin' ny Deoterônômia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-3:
 
== Fiforonan-teny ==
Ny hoe ''Deoteronomia'' na ''Deoterônômy'' dia avy amin'ny teny grika hoe ''Δευτερονόμιον'' / ''Deuteronómion'', izay avy amin'ny teny roa nakambaanakambana hoe ''Δευτερος'' ("faharoa") sy ''νόμoς ''("lalàna). "Lalàna faharoa" ny dika ara-bakitenin'ny hoe ''Δευτερονόμιον.'' Raha ny marina dia tsy lalàna faharoa no hita ao amin'ity boky mitondra io lohateny io ity fa firesahana fanindroany sy fanamafisana ny lalàna efa voalaza ao amin'ireo boky mialoha azy. Ny [[Tanakh]] dia manondro azy amin'ny hoe ''Aleh Hadevarim'' izay avy amin'ny andian-teny fanombohan'ilay boky manao hoe "Aleh ha-devarim", midika hoe "Izao ireo teny". Fohezina amin'ny hoe ''Devarim'' ("Teny") izany.
 
== Jereo koa ==