Bokin' ny Nomery: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Fanisana
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-1:
{{Testamenta Taloha}}
Ny '''''Bokin'ny Nomery''''' na '''''Bokin'ny Fanisana''''' izay hafohezina amin'ny hoe '''''Nomery''''' na '''''Fanisana''''' dia boky fahefatra ao amin'ny [[Baiboly]] izay manohy ny tantara ao amin'ny [[Bokin'ny Eksodosy|Eksodosy]] momba ny fivezivezen'ny [[Israelita]] tao an'efitra notarihin'i [[Mosesy]] na Moizy hatrany amin'ny lemak'i Moaba, tsy lavitra ny tany [[tany Kanana]]. Boky ao amin'ny [[Testamenta Taloha]] ny ''Nomery''.
 
== Fifironan-teny ==
Andalana faha-15:
 
=== Ny fahatongavana teo akaikin'i Kanana ===
Ny fizaràna farany (Nom. 22 - 36) dia mitantara ny fahatongavan'ny [[Zanak'i Israely]] teo amorony atsinanan'i [[Jordana]], ireo lalàna isankarazany, ny amin'i Balama, ny ady tamin'ny Madianita, ny nanendrena an'i [[Josoa (olona ao amin'ny Baiboly)|Josoa]] ho mpitarika, ary ny fomba hizaràna ny tany.
 
== Jereo koa ==