Bokin' ny Levitikosy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Levitika
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-1:
{{Testamenta Taloha}}
Ny '''''Bokin'ny Levitikosy''''' na '''''Bokin'ny Levitika''''' izay hafohezina amin'ny hoe '''''Levitikosy''''' na '''''Levitika''''' dia boky fahatelo ao amin'ny [[Baiboly]], hita ao amin'ny [[Testamenta Taloha]], miresaka sy mitantara ny amin'ny fanompoampivavahan'ny [[Israelita]] izay nankinina tamin'ny [[Levita|fokon'i [[Levy]]. Boky mitambatra ao amin'ny [[Boky dimin'i Mosesy|Pentateoka]] ny ''Levitikosy,'' isan'ireo atao hoe bokim-pisoronana na bokin'ny mpisorona.
 
== Fiforonan-teny ==
Ny teny hoe ''Levitikosy'' dia fanagasiana ny teny grika hoe Λευιτικός / ''Leuitikós''. Ny hoe ''Levitika'' kosa dia avy amin'ny teny frantsay hoe ''Levitique'' izay avy amin'ny teny latina hoe ''Leviticus.'' Io indray dia avy amin'ny teny grika etsy ambony izay midika hoe "momba ny [[Levita]]", "momba ny asan'ny Levita". Ao amin'ny [[Tanakh]] anefa izy dia atao hoe ''Vayikra'' izay azo adika hoe "Ary niantso izy", izany hoe Adriamanitra niantso.
 
== Firafitry ny boky ==