Isaaka zanak' i Abrahama: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy vaovao momba ny fivavahana
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-1:
[[Sary:Isaak zegent Jakob Rijksmuseum SK-A-110.jpeg|vignette|''Mitsodrano an'i Jakoba i Isaka'', nataon'i Govaert Flinck (1638)]]
I '''Isaka''' dia lehilahy voalaza ao amin'ny [[Baiboly]] ho zanak'i [[Abrahama]] sy i Saraha sady rahalahy tsy iray reny aminy i [[Ismaela]]. Nanambady an'i Rebeka izy ka niteraka an'i [[Esao]] sy i [[Jakoba]]. Nanohy ny fivavahan-drainy amin'Andriamanitra tokana izy ([[monoteisma]]) sady nampita izany tamin'ireo zanany, indrindra tamin'i Jakoba izay atao hoe koa Israely. Niampita taminy ny tsodrano azon'i Abrahama sy ny fampanantenan'Andriamanitra ny tany [[Tany Kanana|Kanana]] ho an'ny taranany; nampitainy tamin'ny iray amin'ireo zanany izany rehetra izany, dia i Jakoba izay nahazo izany am-pitaka. Ny Baiboly no mitantara izany rehetra izany nefa ny boky masina hafa toy ny [[Korana|Koràna]] koa dia manana ihany koa ny fomba fitantarany azy.