Esao: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Sary
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-1:
[[Sary:Matthias Stomer (Umkreis) Das Linsengericht.jpg|vignette|''Nivarotra ny fizokiany i Esao,'' (eo an-kavanana) Matthias Stomer (taonjato faha-17)]]
I '''Esao''' dia olona tantaraina ao amin'ny [[Baiboly]]. Zanak'i [[Isaka (Hebreo)|Isaka]] sy i Rebeka izy sady kambana tamin'i [[Jakoba]]. Tian-drainy kokoa izy nefa nivarotra ny fizokiany sady tsy azony koa ny tsodranon-drainy tokony ho azy noho ny hafetsen'i Jakoba. Nikasa ny hamono an'i Jakoba i Esao. Nefa tamin'ny fahalehibeazany dia nifindra fonenana izy sy ny ankohonany mbamin'ny bibifiompiny. Namela heloka an'i Jakoba ihany i Esao tamin'ny farany. Araka ny Baiboly dia iatao hoe koa Edoma i Esao ka izy no voalaza fa razamben'ny Edomita.