Sema : Fahasamihafan'ny versiona roa

Nanisy sary
(Pejy vaovao)
 
(Nanisy sary)
[[Sary:Shem, Ham and Japheth.jpg|vignette|''I Sema sy i Hama ary i Jafeta,'' nataon'i James Tissot (1904)]]
I '''Sema''' dia olona resahina ao amin'ny [[Baiboly]]. Zanak'i [[Noa]] sady rahalahin'i Hama sy Jafeta izy. Izy no razamben'i [[Ebera]] razamben'i [[Abrahama]]. Lasa voaozona hanompo azy i [[Kanana]], zanak'i Hama rahalahiny, raha namela an'i Noa hitanjaka i Hama. Ny zanak'i Sema dia i Elama sy i Asyra (na Asora) sy i Arpaksada sy i Loda ary i Arama. I Jesoa dia taranak'i Sema.
13 145

modifications