Testamenta Vaovao: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Sora-mandry
Marika: Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-64:
 
=== Ny Apokalypsin'i Jaona ===
Ny ''[[Apokalypsin'i Jaona]]'' (protestanta), na ''Apokalipsan'i Masindahy Joany'' (katolika) izay tsorina amin'ny hoe ''Apokalypsy na Apokalipsa'', dia boky farany ao amin'ny Baiboly kristiana sy ao amin'ny Testamenta Vaovao. Ampiana ny anaran'i Jaona (na Joany) ny anaran'io boky io satria maro ny nanoratra apokalypsy izay tsy voaray ho isan'ny Baiboly. Atao hoe [[apokalypsy apokrifa]] izy ireo.
 
== Jereo koa ==