Zanak' i Israely: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy vao foronina momba ny Baiboly
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-1:
Ny '''Zanak’i Israely''' na '''Zanak’Israely''' dia ireo [[Hebreo (mponina)|Hebreo]] taranak’i Jakoba nonina tany Egypta avy eo nifindra tany Kanana. Israely no iantsoana an’i Jakoba taorian’ny nitolomany tamin’ny anjely iray. Ao amin’ny [[Testamenta Taloha]] indrindraindrindra no ahitana io andian-teny ''Zanak’i Israely'' io. Ao amin’ny [[Testamenta Vaovao]] dia mety hanondro ny Kristiana io andian-teny io. Tsy voatery hitovy ny dikan'ny hoe ''Zanak'i Israely'', ''Israelita'', ''Hebreo'' ary ''Jiosy'' arakaraka ny lahatsoratra misy azy.
 
== Jereo koa : ==