Mosesy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fanitsiana tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Andalana faha-1:
I '''Mosesy''' na '''Moizy''' dia ilay lehilahy nitondra ny [[Zanak'Israely|Zanak'i Israely]] avy tany Egypta ho any amin'ny tany [[Kanana]] izay nampanantenain'Andriamanitra. Nitondra azy ireo namakivaky tany efitra izy ka tamin'izany no nivoahan'ny [[Didy Folo]] sy ny fototry ny Lalàna nifehy ny Zanak'i Israely. Niampita ny [[Ranomasina Mena]] koa izy sy ny vahoaka notarihiny. Tsy tafita tany amin'ny tany Kanana anefa i Mosesy.
[[Sary:Philippe de Champaigne - Moses with the Ten Commandments - WGA04717.jpg|vignette|Mosesy sy ny Didy Folo
nataon'i Philippe de Champaigne