Wikipedia:Vangovango: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
MPIRAIFARIBOLANA SANDRATRA FIANARATSOA
Marika: Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Santatra
Marika: Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-5:
SANTATRA RAFENOMANANTSOA
 
Teraka Tamin'ny 01/07/93 i SANTATRA RAFENOMANANTSOA
== Ny vangovango voatomboka tsara==
 
Rehefa manoratra lahatsoratra vangovango ianao, dia tsara tadidiana fa ny vangovango dia tokony hofenoina. Mba hanintona ny mpandray anjara hafa hanao izany, dia tsara asiana ny fampahalalàna tokony misy ilay vangovango, raha tsy izany dia mety ho adino ilay vangovango, na mety ho voafafa ny mpandrindra noho ny izy ratsy endrika na ratsy vintana.
Ny vangovango dia tsy maintsy soratana tao aoriana fikarohana, na avy amin'ny fahaizanao - manana source azo jereina na azo vakiana ny tena mikaonty.
Tsy maintsy manaraka ny fitsipik'i Wikipedia ny vangovango tahaka ny lahatsoratra tsotra, indrindra ny "fijerena tsy mitongilana"
 
Tsara atomboka amin'ny dika na fanazavana ny lohateny ny vangovango. Ohatra, anaty biografia, tokony misy ny daty fahaterahana ny daty fahafatesana ny vangovango ary ny antony nahafaty ilay olo-malaza ; rehefa manomboka laatsoratra mombana toerana jeografika, ny fisiany sy ny zava-misy any ; sns.
 
Aveo, azo avelatra ilay foto-pampahalalàna. Ny fikarohana tsy dia lalina aza dia afaka maneho tsara ilay lahatsoratra. Ny tena tsara dia manome fahalalàna momba ilay "sujet" anaty fehezanteny telo na efatea, eo ianao no manao rohy anaty lahatsoratra mba hanampy ny mpamaky mba hamantatra.
 
Rehefa voaforona ilay vangovango, betsaka ny zavatra mety mitranga, mety misy mpandray anjara hafa mety mameno azy, na mijanona amin'ny satany eo izy raha mbola tsy misy mpikarakara. Sokajio tsara ny vangovango mba ahitana azy.
 
SANTATRA RAFENOMANANTSOA