Wikipedia:Vangovango: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Poeta Malagasy
Marika: Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-3:
Afaka manao sy manatsara vangovango daholo ny mpikambana rehetra eto.
 
SANTATRA RAFENOMANANTSOA
== Ny tokony fantatra momban'ny vangovango ==
 
Ny lahatsoratra vangovango dia lahatsoratra fohy loatra mba hanome fampahalalàna, fa manome ny dikany. Amin'ny ankabobeny, manazava ny lohatenin'ilay lahatsoratra ny vangovango, mety fehezanteny iray na roa fotsiny miampy rohy anaty sy ivelany maromaro.
 
Hita koa tsindraindray fa lazaina hoe "vangovango" ny lahatsoratra efa lavalava, fa mbola vangovango izy satria ilaina avelatra kokoa ilay takelaka, mila antsipirihany.
 
Misy koa lahatsoratra fohy tsy lazaina hoe vangovango satria, na dia tsy lava aza ilay lahatsoratra, efa lazaina hoe "feno" ilay izy satria tsy mila famelabelarana.
 
Azo lazaina koa hoe vangovango ny lahatsoratra rehefa tsy dia mahafantatra zavatra amin'ilay taranja ilay mpandray anjara.
 
=== Ny satan' ny vangovango ===
 
Tsotra dia tsotra no manambara hoe ''vangovango'', mila apetraka fotsiny ny endrika {{m|vangovango}}.
 
;Ohatra :
 
<pre>
{{vangovango|madagasikara}}
</pre>
 
; manome
 
{{vangovango|madagasikara}}
 
=== Manala ny sata vangovango ===
 
Esory ny endrika {{m|vangovango}} rehefa hitanao feno tsara ny takelaka.
 
== Ny vangovango voatomboka tsara==