Fanoroana:Ahoana ny manao takelaka: Fahasamihafan'ny versiona

k
Voafafa ny fanovana ny 154.126.12.25 (Dinika); voaverina amin'ny votoatiny teo aloha nataon'i 123.108.244.168
k (Voafafa ny fanovana ny 154.126.12.25 (Dinika); voaverina amin'ny votoatiny teo aloha nataon'i 123.108.244.168)
* Mandehana any amin'ny {{w|bistro}} rehefa manana fanontaniana manokana, na manorata any amin'ny {{w|mpandrindra}} eto amin'ny wikipedia.
 
== {{h|Ahoana no manova takelaka}} ==
Santatra
 
Afaka ovain'ny mpampiasa aterineto avy hatrany ny ankabiazan'ny pejy eto amin'ny wikipedia, ary io kosa ny foto-pandehanany. Azon'ny mpitsidika ovaina ny pejy raha hanatsara azy ny tena tanjony<ref>Tsy afaka ovaina ny pejy manokana sy ny pejy voaaro satria sarobidy na be mpanimba</ref>. Afaka ampiasaina ny {{w|Kianjam-pasika}} rehefa manandrana ny syntaxe wiki ; Azo ampiasaina ihany koa ny [[special:mypage/kianjam-pasika|pejinao]] raha tianao.
 
[[SARY]]
Vaovao misy malalaso 30lahy nanifika tao andranotsara omalomaly haly