Bokin' i Rota: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanitsy tsipelina sy nanisy sary
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary sy rohy
Andalana faha-1:
[[Sary:Philip Hermogenes Calderon - Ruth and Naomi.jpg|vignette|269x269px240x240px|''Rota sy Naomy'', nataon'i Philip Hermogenes Calderon]]
Ny '''Bokin’i Rota''' dia boky ao amin’ny [[Testamenta Taloha]], ao amin’ny [[Baiboly]], sy ao amin’ny boky masin'ny jiosy[[Tanakh]]. Mitantara ny fiainan’ny fianakaviana iray tamin’ny andron’ny mpitsara ny boky, ka manasongadina ny fifikiran’ny vehivavy moabita iray, atao hoe Rota, amin’ny rafozambaviny na dia teo aza ny fijaliana nahazo azy ireo. Lasa isan’ireo olona manan-danja indrindra eo amin’ny tantaran’ny Israelita i Rota, na dia avy amin’ny firenena hafa aza, noho ny niterahany ny razamben’i [[Davida]] mpanjaka.
 
Avondrona ao amin’ny atao hoe [[boky ara-tantara]] ny Bokin’i Rota ao amin’ny Baiboly kristiana fa isan’ireo atao hoe [[Ketuvim]] (« soratra ») kosa ao amin’ny boky masina hebreo Tanakh. Atao hoe ''Megilath Ruth'' (« horona-bokin’i Rota ») io boky io ao amin’ny Tanakh.
 
== Fizaràna ny boky ==
Andalana faha-12:
=== Ny nifankahitan’i Rota sy i Boaza (Rot. 2) ===
Tao Betlehema, nifankahita tamin’i Boaza, zana-drahalahin’ny vadin’i Naomy, i Rota raha nitsimpona salohim-bary tao amin’ny sahan’i Boaza. I Boaza dia lehilahy nanan-karena na dia mosarena ny tany tamin’izany fotoana izany.
[[Sary:Julius Schnorr von Carolsfeld- Ruth im Feld des Boaz.jpg|vignette|227x227px|''I Rota teo an-tsahan'i Boaza'', Julius Schnorr von Carolsfeld]]
 
=== Ny paika nataon’i Naomy ho an’i Rota (Rot. 3) ===
[[Sary:Ruth comes to take shelter under Boaz's cloak. Engraving. Wellcome V0034307.jpg|vignette|233x233px|''I Rota nitady fialofana teo amin'i Boaza'']]
Mba hahatonga an’i Naomy hanana taranaka dia nanao tetika i Naomy ny mba hisian’ny havam-badiny hanambady an’i Rota, ka naniraka azy handry an-tsokosoko teo an-tongotr’i Boaza mba hahatonga an'ity farany hanampy azy mba hahazoana. Ny lehilahy tokony hanambady an’i Rota anefa tsy tapa-kevitra ny hanambady azy.
 
Ligne 34 ⟶ 36 :
 
== Jereo koa: ==
* [[Ketuvim]]
* [[Boky ara-tantara]]
* [[Testamenta Taloha]]