Evanjelista: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Epìdosis (dinika | fandraisan'anjara)
k Category
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-1:
'''Evanjelista''' na '''Evanjelistra''' no iantsoana ireo olona nanoratra ny [[Filazantsara]] na Evanjely efatra (Matio, Marka, Lioka ary Jaona) ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]] ao amin'ny [[Baiboly]]. Ny roa ihany no anisan'ny Apostoly roa ambin'ny folo dia: i Matio sy i Jaona. I Marka sy i Lioka dia tsy isan'ny Apostoly roa ambin'ny folo. Ny hoe ''evanjelista'' dia olona mpampiely vaovao mahafaly (''euangelion'').
 
== Ireo Evanjelistra ==
 
=== Matio ===
Mpamory hetra talohan'ny naha-Apostoly azy i [[Matio]]. Isan'ireo Apostoly roa ambin'ny folo izy. Araka ny lovantsofina kristiana dia izy no nanoratra ny Filazantsara voalohany izay mitondra ny anarany. Tsy mitonon-tena ho nanoratra ny ''[[Filazantsara araka an'i Matio|Filazantsara araka an'i Matiom]]'' anefa i Matio. Maro anefa ireo mpandalina momba ny Baiboly izay milaza fa olona maro no nanoratra.
 
=== Marka ===
Mpanara-dia akaiky an'i Simona Petera sy an'i Paoly Apostoly i [[Marka]] fa tsy isan'ireo Apostoly roa ambin'ny folo lahy. Jaona Marka koa no fiantsoana azy. Ny lovantsofina kristiana dia ilazamilaza azy fa nanoratra ny ''[[Filazantsara araka an'i Marka]]''. Tsy mitonon-tena ho nanoratra ny Filazantsara faharoa nampitondraina ny anarany i Marka.
 
=== Lioka ===
Andalana faha-13:
 
=== Jaona ===
I [[Jaona (Evanjelista)|Jaona]] Evanjelista dia heverina ho ilay "mpianatra tian'i Jesoa indrindra", isan'ireo Apostoly roa ambin'ny folo, tsy voatonona anarana ao amin'ny ''[[Filazantsara araka an'i Jaona|Filazantsara arak an'i Jaona]]'' izy amin'ny maha mpanoratra azy. Heverina ho nanoratra ny ''[[Apokalypsin'i Jaona]]'' sy ireo [[Epistily voalohany nosoratan'i Jaona|''Epistily'' voalohany]] sy [[Epistily faharoa nosoratan'i Jaona|faharoa]] ary [[Epistily fahatelo nosoratan'i Jaona|fahatelo]] mitondra ny anarany koa izy. Betsaka anefa ireo mpikaroka momba ny Baiboly izay milaza fa olona maro no nanatanteraka ny fanoratana ny tsirairay amin'ireo boky ireo. Izy no lazaina fa nanoratra ny ''[[Apokalypsin'i Jaona]]''.
 
== Jereo koa ==