Testamenta Taloha: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-14:
 
=== Ny bokin-tantara ===
Ny bokin-tantara dia ny ''[[Bokin'i Josoa|Josoa]]'' (na Jôsoe), ny ''[[Bokin'ny Mpitsara|Mpitsara]]'', ny ''[[Bokin'i Rota|Rota]]'', ny [[SamoelaBoky voalohanyvoalohan'i Samoela|''Samoela'' ''voalohany'']], ny [[SamoelaBoky faharoafaharoan'i Samoela|''Samoela'' ''faharoa'']], ny [[MpanjakaBoky voalohanyvoalohan'ny Mpanjaka|''Mpanjaka'' ''voalohany'']], ny [[MpanjakaBoky faharoafaharoan'ny Mpanjaka|''Mpanjaka'' ''faharoa'']], ny [[TantaraBoky voalohanyvoalohan'ny Tantara|''Tantara'' ''voalohany'']], ny [[TantaraBoky faharoafaharoan'ny Tantara|''Tantara'' ''faharoa'']], ny ''[[Bokin'i Ezra|Ezra]]'' (na ''Esdrasa''), ary ny ''[[Bokin'i Nehemia|Nehemia]]''. Ny Baiboly katolika dia ahitana boky fanampiny: ny ''[[Bokin'i Estera|Estera]]'', ny ''[[Bokin'i Tobià|Tobià]]'', ny ''[[Bokin'i Jodita|Jodita]]'' ary ny [[Boky voalohan'i Makabeo|''Makabeo'' voalohany]] sy [[Boky faharoan'i Makabeo|faharoa]] izay ataon'ny Katolika hoe ''deoterôkanônika'' (izany hoe "boky kanônika faharoa") nefa ataon'ny Protestanta hoe ''apokrifa'' ("miafina").
 
=== Ny bokim-pahamasinana ===
Andalana faha-23:
 
==== Mpaminany lehibe ====
Efatra ny mpaminany lehibe, dia ny ''[[Bokin'i Isaia (Baiboly)|Isaia]]'' (na ''Izaia''), ny ''[[Bokin'i Jeremia|Jeremia]]'', ny ''[[Bokin'i Ezekiela|Ezekiela]]'', ny ''[[Bokin'i Daniela (Baiboly)|Daniela]]'', manampy azy ireo ny bokin[[Bokin'ny Fitomaniana|Bokin'ny ''[[Fitomaniana]]'']]. Atao hoe "mpaminany lehibe" izy noho izy nanoratra lava miohatra amin'ny sasany atao hoe mpaminany madinika. Ny Baiboly katolika dia ahitana ny ''Baroka'' izay boky deoterokanonika na apokrifa.
 
==== Mpaminany madinika ====
Roa ambin'ny folo ny mpaminany madinika, dia : ny ''[[Bokin'i Hosea|Hosea]]'' (na ''Ôsea''), ''[[Bokin'i Joela|Joela]]'' (na ''Jôela''), ''[[Bokin'i Amosa|Amosa]]'' (na ''Amôsa''), ''[[Bokin'i Obadia|Obadia]]'' (na ''Abdiasa''), ''[[Bokin'i Jona (Baiboly)|Jona]]'' (na ''Jônasa''), ''[[Bokin'i Mika (Baiboly)|Mika]]'' (na Mikea), ''[[Bokin'i Nahoma|Nahoma]]'', ''[[Bokin'i Habakoka|Habakoka]] (na Habakòka)'', ''[[Bokin'i Zefania|Zefania]]'' (na ''Sôfônia''), ''[[Bokin'i Hagay|Hagay]]'', ''[[Bokin'i Zakaria|Zakaria]]'' ary ''[[Bokin'i Malakia|Malakia]]'' (na ''Malaký''). Atao hoe "mpaminany kely" izy ireo noho izy nanoratra kely.
 
Ireo boky fanampiny ao amin'ny Baiboly Katolika no ataon'ny Katolika hoe Deoterôkanônika ("kanôna faharoa") na ny Protestanta hoe Apokrifa ("miafina"). Ireo boky ireo dia tsy hita ao amin'ny Baiboly hebreo sy Protestanta. Manampy azy ireo ny toko fanampiny amin'ny ''Estera'' sy ''Daniela''.