Bokin' i Jôsoa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy vao foronina momba ny Baiboly
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fanampiana fizaràna
Andalana faha-1:
Ny '''Bokin'i Josoa''' na '''Bokin'i Jôsoé''' dia boky ao amin'ny [[Testamenta talohaTaloha]] ao amin'ny [[Baiboly]] sy ao amin'ny boky masin'ny JiosJiosy ([[Tanakh]]). Mitantara ny nahazoan'ny Zanak'i Israely ny tany nampanantenain'Andriamanitra azy, dia i [[Tany Kanana|Kanana]], ny Bokin'i Josoa. Maneho ny tsy fivadihan'Andriamanitra ny FanekenaFanekem-pihavanana nataony io boky. Asehony koa anefa fa izay mivadika aminyamin'Andriamanitra dia ho resy. IsanNy Bokin'ireoi bokinJosoa dia isan'nyireo mpaminanyatao izyhoe bokim-pitantarana na boky ara-tantara ao amin'ny TanakhBaiboly kristiana, fa bokin'ny mpaminany na bokim-pitantaranapaminaniana (Nevi'im) kosa ao amin'ny BaibolyTanakh, kristianaizay manasokajy azy ho isan'ireo "mpaminany taloha".
 
== Fiforonan-teny ==
Ny hoe ''Bokin'i Josoa'' na ''Bokin'i Jôsoé'' dia fanagasiana ny anaran'ny boky amin'ny teny hebreo hoe ''Sefer Yehoshua''. Ny hoe ''Yehoshua'' dia atao amin'ny teny anglisy hoe Joshua ka izany no nakan'ny Baiboly protestanta malagasy ny hoe Josoa fa amin'ny teny frantsay kosa dia ''Josué'' ka avy amin'ionindray no nakan'ny Baiboly Katolika malagasy ny hoe ''Jôsoé''.
 
== Ny amin'ny fanoratana ny Bokin'i Josoa ==
Ny lovantsofina jiosy dia milaza fa i [[Josoa]] (na Jôsoé) no nanoratra io boky mitondra ny anarany io. I Josoa dia ilay lehilahy nanampy an'i [[Mosesy]] (na Môizy) tamin'ny fitarihana ny Zanak'i Israely avy any Egypta (Ejipta) hankany amin'ny tany Kanana sady lasa mpitarika an'io vahoaka io taorian'ny nahafatesan'i Mosesy. Araka izany lovantsofina izany ihany dia tany amin'ny taonjato fah-13 talohan'i Jesoa Kristy no nanoratana ny boky.
 
Ny sasany amin'ireo mpikaroka momba ny Baiboly dia milaza fa fitambarana soratr'olona samihafa ny Bokin'i Josoa.
 
== Ny fizaràna ny boky ==
Azo zaraina roa na telo ny Bokin'i Josoa, Ny fizaràna voalohany dia mahafaoka ny toko voalohany hatramin'ny toko faha-12. Ny fizaràna faharoa dia manomboka et amin'ny toko faha-13. Ny fizarana fahatelo dia manomboka eo amin'ny toko faha-22. Raha fizaràna roa fotsiny no atao dia manomboka amin'ny toko faha-13 ka miafara amin'ny toko faha-24 ny fizaràna faharoa.
 
=== Ny nahazoan'ny Zanak'i Israely ny tany Kanana (Jos. 1 - 12) ===
Ny fizaràna voalohany izay mitantara ny nahazoan'ny Zanak'i Israely ny tany nampanantenain'Andriamanitra azy, dia ny tanyy Kanana na i Palestina. Betsaka ireo tanàna azon'ny Israelita noho ny fanampian'Andriamanitra azy ka ny sasany amin'izany dia azomin'ny fomba mahagaga. Ohatra amin'izany ny nandrodanana ny mandan'i Jeriko (Jerikao), ny nampijanonan'Andriamanitra ny masoandro mba handresen'ny Israelita, ny nandatsahan'Andriamanitra havandra handripaka ny miaramilan'ireo firenena fahavalo, sns. Io fizaràna io ihany koa no maneho fa tsy manampy ny Zanak'iisraely Andriamanitra rehefa tsy manaja ny ny Fanekam-pihavanaba izy ireo. Izany, ohatra, no naharesy azy tamin'ny ady nataony tao Ay (na Hay) (Jos. 7.1-12).
 
=== Ny fizaràna ny tany tamin'ireo fokon'i Israely (Jos. 13 - 21) ===
 
=== Ny fiafaran'ny asan'i Josoa (Jos. 21 - 24) ===