Filazantsara sinôptika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Vaovao Mahafaly
Andalana faha-1:
'''Filazantsara synoptika''' na '''Evanjely synoptika''' na '''Vaovao Mahafaly''' '''synoptika''' no ilazana ireo [[filazantsara]] telo voalohany ao amin'ny [[Baiboly]], dia ny ''[[Filazantsara araka an'i Matio]]'' sy ny ''[[Filazantsara araka an'i Marka]]'' ary ny ''[[Filazantsara araka an'i Lioka]]''. Atao hoe synoptika izy ireo noho izy maneho amin'ny fomba mitovy amin'ny ankapobeny ny fiainana sy ny fampianaran'i [[Jesoa Kristy]].
 
== Fiforonan-teny ==