Iahveh: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-14:
Ny Kristiana dia nanonona azy amin'ny endika samihafa toy ny hoe ''Yahvé'', ''Jehovah'', sns. ary ireo asasoratra fikarohana dia mampiasa ny hoe ''Yahweh''. Taty aoriana dia maro ny Baiboly kristiana izay tsy ahitana intsony na ny hoe ''Yahve'' na ny hoe ''Jehovah'' fa nanolo azy ny hoe ''Tompo''. Ny mpandika tenin'ny Baibolin'ny [[Vavolombelon'i Jehovah]] (''Ny Soratra Masina - Fandikan-Tenin'ny Tontolo Vaovao'') dia nitazona ny anarana hoe ''Jehovah''.
 
Nanomboka tamin'ny naha-Papa an'i [[Benoît XVI|Benoa XVI]] (taona 2005) dia tsy manonona intsony ny hoe ''Yahve'' ny [[Eglizy Katolika Apostolika Romana|Eglizy Katolika]] mba ho fanajana ny Jiosy.
 
== Ny hevitr'ilay anarana ==