Iahveh: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fanitarana ny lahatsoratra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-10:
 
=== Fampiasana ny hoe YHWH ===
Ny Jiosy, izay tsy mahafantatra ihany koa ny tena fonononanafanononana ilay anarana, dia tsy manonona azy. Izany dia fanajana ihany koa ny didy mifehy ny fampiasana ny anaran'Andriamanitra izay tsy azo tononina.
 
Ny Kristiana dia nanonona azy amin'ny endika samihafa toy ny hoe ''Yahvé'', ''Jehovah'', sns. ary ireo asasoratra fikarohana dia mampiasa ny hoe ''Yahweh''. Taty aoriana dia maro ny Baiboly kristiana izay tsy ahitana intsony na ny hoe ''Yahve'' na ny hoe ''Jehovah'' fa nanolo azy ny hoe ''Tompo''. Ny mpandika tenin'ny Baibolin'ny [[Vavolombelon'ny Jehovah]] (''Ny Soratra Masina - Fandikan-Tenin'ny Tontolo Vaovao'') dia nitazona ny anarana hoe ''Jehovah''.
Andalana faha-18:
== Ny hevitr'ilay anarana ==
 
=== Ny hevitry ny hoe YHWH Arakaaraka ny Baiboly ===
Ny hevitry ny anarana hoe ''Yahweh'', ''Yahve'' na ''Jehovah'' dia notsoahana amin'izay voalaza ao amin'ny Eksodosy (Eks. 3.13-14). Izao no navalin'Andriamanitra an'i Mosesy raha nanontany azy ny anarany izy: "''Ehyeh Asher Ehyeh".'' Izany dia manambara fotsiny ny fisian'ny tenany amin'ny fotoana rehetra na ny fampisiany ny zavatra rehetra.