Magy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nesorina ny hoe "telo" eny ambony
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-1:
Ny '''magy''' na '''majy''' dia olona ao amin’ny foko [[mediana]] (araka an’i [[Herodota]]) izay nisahana ny asam-pisoronana tany Iràna. Nisy amin'izy ireo no voalaza ao amin'ny [[Baiboly]] ho notarihina kintana iray ka tonga namangy sy nanao fanomezana ho an'i [[Jesosy]] vao teraka.
 
== Fiforonan-teny ==
Andalana faha-12:
 
== Araka ny Baiboly sy ny lovantsofina kristiana ==
Ny [[Magy avy any atsinanana|magy]] na majy dia ilazan’ny [[Filazantsara araka an'i Matio|Filazantsara araka an’i Matio]] ireo mpivahiny izay notarihin’ny [[kintana]] iray avy any atsinanana ho any Israely mba hitsaoka ny Kristy vao teraka.
 
=== Ny Magy ao amin'ny Filazantsaran'i Matio ===
Andalana faha-23:
=== Ny Magy araka ny lovantsofina ===
Araka ny lovantsofina izay tsy voarakitra ao amin’ny Filazantsara dia miisa telo ireo magy ka izao avy ny anarany : i Baltazara sy i Melkiora ary i Gaspara.
 
== Jereo koa ==
* [[Magy avy any atsinanana]]